Ny haino aman-jery !

21. angie ( 18/03/2004 20:13)
Marina izany
22. jhouhlambout ( 19/03/2004 19:36)
ekena (pour le moment)
23. kally ( 20/03/2004 11:13)
Amin'izao fotoana izao dia efa nivily lalana ny haino aman-jery ,tsy mitondra fanabeazana izany intsony na fampianarana fa varotra sisa no betsaka.Inona moa no fanabeazana hitanao @ Star'ac na Pop Star na Les îles de la tentation na c'est mon choix?Nefa dia ireny no isan'ny fandaharana alefa @ fahitalavitra eto amintsika.
24. kitjo ( 21/03/2004 10:05)
8 billion hono ny vola lanin'ny amerikanina t@ herintaona namokarana film pornographique.
Fanabeazana v io??manabe inona??
ra misy vola amzany ve ra tena fanabeazana maninona tsy anaovana film documentaire hojeren'ny mpianatra(mpianatra tena mpianatra fa tsy mianatra zvt hafa),na dessin anime aza farafaharatsiny

Resa-bola no tena ao,
Fanabeazana aloha mairna, fa fanabeazana mampianadratsy ny sasany, na ny film sy emission tsotra reny aza,
25. ikaretsaka ( 21/03/2004 19:40)
rejegfa resa-b... na vola io na vevay na vo... dia hafahafa ko
ny b mba tsara izoadia baolina ihany
26. librepenseur ( 22/03/2004 17:05)
Tokony hisy censure izany ny télé eto amin-tsika satria tsy manabe amin'ny tokonu ho izy ?
27. donemaskit ( 22/03/2004 20:59)
raha ho-censurer-na ve ny emissions sy ny films rehetra misy teny ratsy tsy aleo amidy ny tv ?
28. librepenseur ( 22/03/2004 10:43)
Marina koa izay ka inona aza ny hevitra e !
29. ikaretsaka ( 22/03/2004 17:05)
miankina amin'ny tsirairay
30. kally ( 22/03/2004 17:19)
Olona misaina daholo angamba ny ray aman-dreny ka mahalala ny tsara sy ny ratsy ho an'ny zanany,tsy mitondra inona ny fandraràna fa aleo handeha amin'izao.F'angaha raha mankarary nify ny vatomamy dia ho raràna ny fivarotana vatomamy?Sa hanaraka ny hagegen'ny frantsay hoe mankarary ny sigara ka dia asondrotra ny hetra dia mikatona daholo ny orinasa mpanao sigara?Tompon'andraikitra ny tsirairay ka mahalala ny mety aminy,dia anjarany ny misafidy.
31. kally ( 22/03/2004 17:20)

32. kally ( 22/03/2004 17:22)

33. librepenseur ( 23/03/2004 17:28)
Ary ny rongony ?
34. kally ( 23/03/2004 12:51)
Ohatr'izay koa,ny toaka anie taloha voarara ohatry ny rongony e! izao izay nohalalahana,any Hollande malalaka ny fivarotana rongony tsy misy ny olan,ny zavatra voarara anie dia izay atao any @ takona e!fa tsy hoe voarara dia tsy hisy.Misy foana io na horaràna na tsia.
35. xxx ( 23/03/2004 15:41)
Hovaina ny fisainana satria ny mpanarato rehetra dia mifoka rongony nefa tsy adala. Tsy maintsy mba mifoka mantsy ihadiana amin'iny ranomasim-be iny.
Ny mpanao sarak'antsaha Betsileo dia mifoka rongony kely koa mba hampazoto hisakafo azy ka ahavitany ny asa tany malaky.
Hovaina ny saina ho'a fa ny teny gasy toa ratsy foana ny fiheveran'ny olona azy, toy ny hoe "Mangery" sy "Mikaka" ihany eh. Ilay voalohany ratsy fa gay be loatra, ilay faharoa vazaza dia tsara
36. jhouhlambout ( 26/03/2004 19:11)
resaka toe-tsaina ihany io e!
37. fijo ( 14/04/2004 23:30)
za aloha tsy mampaninona ahy raha misy miteny ratsy eo akaikiko e.rehefa tsy manompa ahy izy dia tsy koi izany
38. hendry ( 17/04/2004 11:31)
Ny haino aman-jery tokony hanabe,marina zany. Fa mba efa miezaka koa anie ry zareo reny mandamina araky ny tokony ho izy ny ora fandefasana ireny film na emission misy zavatra miifanipaka kely @ fanabezana reny e! Matetika izy reny dia alefa alindalina mba tsy hahitan´ny ankizy azy. Tsy hitako hoe inona no tokony ho olana @ zany, anjaran´ny rad ny mifehy ny zanany hijery zay emissions mifanaraka @ taonany dia vita fa tsy tokony hisy idiran´ny censure sy ny teny gasy zany.
39. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:39)
izay mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0961