matory lava

1. miranto ( 08/03/2004 16:04)
hono ho aho ny fatoriana lava ve aretina ary raha vao mahita azo ametrahana loha de te hatory foana
tsy aiko ny antony fa mpahazo ahy lava izy io
novalian'i raym ny 22/05/2005 23:09
2. ikaretsaka ( 08/03/2004 17:37)
hitombo hihalava izany ianoa atsy ho atsy.. tsy haiko raha mety io @ vehivavy fa nisy fotoana aho tratran'izany dia 3 volana nahazo 10 cm
3. miranto ( 10/03/2004 09:20)
zany ve,? ny ageko anie tsy agen'olona hitombo intsony nefa tena tsy tantiko raha vao io masoko io no te hatory tsy mahavita n'inona na inona mihintsy aho efa ela aho no tratran'izao fa izao vao tena tsapako hoe tena trop ary tsy mahatanty mahita fandriana sy cannapé fa vy de matory foana no ao andoha de andeha anatona specialiste mihintsy aho sao de mba misy tsy normal ny tenako fa na sakafo aza tsy rarahiko raha vao tratran'izay aho
4. isrine ( 10/03/2004 13:09)
Arakaraky ny taona io hono. Raha eo @ 40 taona eo hono na lahy na vavy dia mety ho be torimaso. Nefa koa mety vizaky ny asa. Sao kosa dia nokekerin'ny " tsé-tsé" nareo?
5. miranto ( 10/03/2004 14:29)
inona izany tsé tsé izany za mbola vao 20 ans anie fa za mbola teo @ 15 ans ko teo no nahatonga io
6. nananie ( 11/03/2004 18:18)
Angamba toe-batanao mintsy io.Misy bandy fantatro, ny azy ndray rehefa misakafo dia tia hatory foana.Lasa tsy mahinana mintsy izy.Ary efa hatramin'izy mbola kely zany.
7. miranto ( 11/03/2004 15:54)
tsy nihalava izany ry ramaso an ! fa naka rendez vous @ dokotera mihintsy aho koa sao de ! tsy izany tsé tsé izany fa tena matory be tsy mety mifoha hono izany
8. ikaretsaka ( 16/03/2004 14:20)
dia inona hono ilay aretian ry miranto?
9. miranto ( 16/03/2004 09:57)
tsy mbola fantatra fa mety psycho hono na ohatra izany fa mbola manatona specialiste rehefa avy tao @ generaliste
10. ikaretsaka ( 17/03/2004 11:26)
mba tatarao anay ihany fa oh mahaliana
11. miranto ( 18/03/2004 12:51)
de mbola tsy fantatra hatramin'izao fa valopy mihidy no nomen'ny dokotera ahy omena dokotera hafa zay no vao2 farany fa de mbola mandendeha be e!
12. sipagasy ( 04/04/2004 18:35)
mihinana voasary fotsiny rehefa maraina ny andro é! iny mitondra otrik'aine be d be, dia moiva rivotra kely ihany koa é! izany hoe manaova vakansy kely eny ambanivohitra ohatra sady madio ny rivotra eny
13. raym ( 22/05/2005 23:09)
Izaho diabétique fa ny olona tahaka ahy dia mpatory lava,mi-deshydrater total,mipipy lava etc ka jereo ihany fasao manao ohatra ahy eo hoe hakamoana hoy ny olobna nefa hay zavatra hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2023