Passion du Christ Mel Gibson

21. jhouhlambout ( 13/03/2004 18:59)
Violant sady Passionnant!!!
22. kitjo ( 14/03/2004 17:30)
izy dol zany
fa amzay ange le tena mafy loha b reny mety tonga d mibaboka tanteraka e, any @ longueur d onde-ny tsara tsin
23. ikaretsaka ( 15/03/2004 12:41)
niverenako nojerena fanindroany .. tsy hitako izay maha anti semitik azy aloha e
24. nananie ( 16/03/2004 13:36)
Ary efa hitanareo zany hoe "AMEN" zany? Nafanafana hono ny resaka tamin'nivôka zany film zany?
25. ikaretsaka ( 22/03/2004 19:06)
amen ahoana izany?
26. oully ( 24/03/2004 10:13)
@ 31 mars izao hono izy io no hivoaka eto Frantsa.
27. donemaskit ( 24/03/2004 18:06)
tena tsara io tantara iray io ry reto fa zay afaka dia mijereva. za alou hijery e !
28. ikaretsaka ( 25/03/2004 10:42)
ary mandoava vola fa aza mi DL fa tsy lasa
29. donemaskit ( 26/03/2004 18:52)
eny leisy a !
30. kitjo ( 28/03/2004 17:31)
raha fea nahita reny film "Jesus de Nazareth" sns reny aloha tsy d hitako lotra oe maninona le izy e

Mitovy ihany fa natao en details fts sy oe le tena fijaliany no naseho,
natao oh reelle mitsy nyu realisation ka zay no mety tsy hahazakan'ny olona azy,

Fa ny olona oe tapaka lalandra sy oe tezitra ngamba mety olona tsy mbola nahalala an le tantara mitsy na mbola tsy namaky Baiboly mitsy,d tohina, fa ra efa mahalala aloha toa tsy hitako mitsy ze olana

Za aloha nijery tsy hitako oe naninona akory fa le devoly iny fts no nampatawatsa satria tsy mbola nisy an'iny ny h@zay
31. donemaskit ( 28/03/2004 18:07)
nefa zany aza mbola vao film fotsiny !!
32. angie ( 01/04/2004 10:02)
Asa raha mba ho tonga any @ cinema any Dago koa io film io. Tena tsara saingy mandreraka be ilay mamaky soratra no mijery betsaka no tsy hitanao ny sary raha variana mamaky...
33. donemaskit ( 01/04/2004 19:29)
zay alou e, fa rehefa arakao nge ny tantaran'i Jesosy tsy manin firy intsony e.
34. ikaretsaka ( 03/04/2004 01:13)
ka mianara mamaky baiboly @ teny latinina ko
35. kitjo ( 03/04/2004 10:19)
ka le izy ange @teny latinina na aty aza e,
fa le tenenina aloha tsy d tena manahirana fa le action mitsy no nezahiny naseho
otsan mijery film @teny sinoa,
36. kitjo ( 03/04/2004 10:22)
1 semaine talohan nivoahan "Passion du Christ" dia 4fois plus ny olona rehetra nijery ny "Lord of the rings" (return of the king) no isan olona nanao reservation fts une semiane mialoha,

ny dikany amin'izao ftona zao d tsy misy billet vidiana mitsy
Ny fiangonana dol moa matetika no tonga d ni reserver salle

ETo Singa io koa tsy d hitako izay olana tsy amoahana azy any Dago
37. hendry ( 05/04/2004 14:39)
Tsy tadidiko ny titren´ilay film resa-pivavahana saika havoaka tany Dago volana maromaro lasa zay fa tsy navela ary noraràna tsotra zao fa manadala ny sain´ny mpino hono.
Heverina ho tery saina be ny gasy dia tsy mba avela halalaka hijery ny fahitan´ny olona, aiza moa sika no handroso @ lafiny rehetra, fehifehezina sy sakatsakanana foana.
38. ikaretsaka ( 05/04/2004 14:42)
toetrangasy tery saina io mitady hamehy ny hafa io foana e
39. delvechio ( 08/04/2004 16:44)
tena nahita aniny ah ry zalah d tena tsy sahy mitantara an le blague le we jesosy eo amn azo fijalina iny tsony kle, tsy aiko ra misy mahakobo iny blague iny
40. donemaskit ( 08/04/2004 17:55)
be loatra ny blagues ohatran'reny, miteniteny foana fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.122