tena tsy maintsy didiana ve?

1. ari.malala ( 18/02/2004 13:22)
Miarahaba antsika rehetra,

misy marary foana ny ila kiboko havanana, efa nanao echographie aho fa tsy nisy n'inon'inona. Ilay marary aloha dia efa hatr@ 94 aho no narary fa notahitahiana teny, nasiana poche de glace dia tsy dia naninona dia izao indray miverina ary tena manaintaina mafy, ary miteraka fanaviana. Raha misy dokootera eto; afaka mamaly ve azafady hoe appendidite ve izany ary tsy maintsy didiana ve? manahoana ny suite ny rehefa avy eo? Misaotra mialoha.
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:26
2. dasy ( 19/02/2004 20:36)
sarotra ny hanao dignostic anao eto amin'izao hoe appendicite io na zavatra hafa, ny tsara dia aleo manatona dokotera dia araka izay lazainy omeko ianao ny hevitro, raha " appendicite" dia tsy misy tokony hatahorana , efa intervention sous celioscopie izao,
alefaso @ é-mail mivantana izay tianao : frakoton@wanadoo.fr ( anesthesiste-réanimateur ) aho ka aza matahotra fa manana secret professionnel aho
3. ari.malala ( 19/02/2004 17:22)
Misaotra betsaka @ valin-teny. Voaray koa ny adiresy mail ary efa nandefasako mail any ianao.
4. rixes ( 20/02/2004 10:52)
mahereza fa tsy maintsy sitrana foana ianao .
5. tiris8786 ( 13/04/2015 17:26)
tsy misy afa tsy ny dokotera no afaka hamaly anao ary de préférence dia manao echo satria mety betsaka ny possibilité. aza andrasana koa fa ny taona mitombo moa tsy fantatra izay vokatry ny aretina rehefa tsy tsaboina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5263