Tenin-jaza

21. donemaskit ( 13/02/2004 10:13)
t@za mbola kely (tena tadidiko), nihinana catless sy boulettes zay de hozy a : "aiza ny boutless-ko ?" (tsy fanahy niana!)
22. lanto ( 13/02/2004 12:22)
aiza ny ceintibo-ko hoy le boaikely izay, fa tsy hainy intsony izay anarany na ceinture na fehikibo !
23. ikaretsaka ( 14/02/2004 17:57)
bokotra o tena tsy mety hain'ny ankizy ko ... lazainy hor Botska!
dia ny Kafotera sy ny Fakitera, dao ny sakamalaho lasa hoe kalasamaho!
24. ari.malala ( 19/02/2004 17:56)
ny zanako an, ny mofo dipaina no nataony hoe babo fa tsy haiko izay nanaovany an'izany.
25. samoina ( 19/02/2004 19:29)
Variana be ilay zaza 5 taona nahita afrikana tena ngilobe
"Tsy fahalalam-pomba ny mijery olona toy izao", hoy aho
Izao no navaliny: " Izaho angà miomé ? Fa maninona kay izy no mainty be nefa ny lelany menamena be ? "
26. kally ( 20/02/2004 17:56)
Zanaky ny zokiko izay,telo taona teo izy t@ izay,miteny gasy moa izy ao an-trano fa any am-pianarany any zareo tsy maintsy miteny frantsay na milalao aza.Dia niresaka t@ ilay vazaha namako izy dia tsy mahay mamaly azy ilay vazaha rehefa anontaniany teny gasy,dia hoy izy tamiko: fa maninona ho'a ny vazaha no tsy mahay miteny gasy nefa izaho mahay miteny frantsay e?
27. six ( 03/03/2004 13:02)
ary enao mahay mamppné a!
hozy ny ankizy kely raha vao andeha hianatra:
aiza ny penaranareo?
d raha misy andeha hiasa:
aiza ny pesananareo?
28. beko ( 26/04/2004 21:25)
ny zanako nanao betise indray andro izay dia nobedesina be dia nofaranako tamin ny hoe espèce de banane dia lasaizy course be nankany an dakozia naka akondro dia hoe tiens maman , dia nataoko bisous ndray izy avy eo fa innocente be fa za no adala ni insulter an azy .
29. ikaretsaka ( 27/04/2004 00:43)
ny ahy ny neveu ako no naditra dia novandravandrako de hoe aza kapohana @ maso hono izy
30. olly ( 16/05/2004 16:51)
une petite nièce (3ans)ra natawatra ny ho bedin'i bebeny
fa nipipy àklôty au moment ny vavaka alohan'ny sakafo,d nenazy no tonga d nataony tonga taloh vô vita ny vavaka: "misy klôty mba tsaratsara ve aloha ao @ bebe aho hanaovako é?!"
31. olly ( 16/05/2004 16:52)
une petite nièce (3ans)ra natawatra ny ho bedin'i bebeny
fa nipipy àklôty au moment ny vavaka alohan'ny sakafo,d nenazy no tonga d nataony tonga taloh vô vita ny vavaka: "misy klôty mba tsaratsara ve aloha ao @ bebe aho hanaovako é?!"
32. olly ( 16/05/2004 16:53)
une petite nièce (3ans)ra natawatra ny ho bedin'i bebeny
fa nipipy àklôty au moment ny vavaka alohan'ny sakafo,d nenazy no tonga d nataony tonga taloh vô vita ny vavaka: "misy klôty mba tsaratsara ve aloha ao @ bebe aho hanaovako é?!"
33. olly ( 16/05/2004 17:00)
une petite nièce (3ans)ra natawatra ny ho bedin'i bebeny
fa nipipy àklôty au moment ny vavaka alohan'ny sakafo,d nenazy no tonga d nataony tonga taloh vô vita ny vavaka: "misy klôty mba tsaratsara ve aloha ao @ bebe aho hanaovako é?!"
34. fara ( 24/11/2005 14:12)
Ny zanaky ny zokinay,efa tena mahay miteny ratsy be mintsy @ izao,miova arakizany tokoa ny tontolo e,mbola kjely mintsy zany a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5682