Fenoy ny banga

1. psykatr ( 05/02/2004 20:30)
Fenoy fotsiny ny banga mba
ahazoana mahafantatra ny resaky: A sy B.

A-Manahoana........................., ............?
B-........................, kanefa....................!
A-Marina ve?..............................ary.................
B-Eny e! Fa mbola...........................................
A-..........................dia manjary.........................
B-..........................fa.....................................
A-Marina izany..........................................
B-Navelako ..............................kanjo............
A-..........................................
B-..........................................
novalian'i rurik ny 30/04/2005 16:31
2. jhouhlambout ( 06/02/2004 16:01)
A-Manahoana Ra-B, inn ny vao²?

B-Salama aho,kanefa tsy afaka mandeha

A-Marina ve? Koa ahoana ry ny fanafody mampandeha tsy hanina

B-Eny e fa mbola marary kibo aho.

A-Hano fa dia manjary malemy

B-rahampitso fa rereka aho

A-Marina izany ary nakaiza ny fandriana teo?

B-Navelako teto lé iz kanjo tsy hita

A-O ry B a, zay no namparary kibo an'ialahy, lanin'ialahy ny fandriana

B-Angamba, tsy haiko...
3. xxx ( 09/02/2004 20:36)
-MANAHOANA rasipa inona ny ady?

-Tezitra Rangahy KANEFA vao alina zahay no nitsaokalentika!

-MARINA VE? Loza izany! ary maninona hono?

-ENY E, FA MBOLA tsy te hanao aho dia noforce-ny

-Ka tsy mazoto ianao izany.. DIA NANJARY narary ilay izy?


-NAVELAKO ihany nanao KANJO tsy tantiko intsony dia natosiko

-dia ahoana hoy izy?

-Hitady eny Tsaralalana hono izy rahalina alohan'ny hodiany
4. hery ( 09/02/2004 11:29)
A-MANAHOANA ianao andriamatoa pôlisy, any ve ilay zavatra?
B-Efa aty kah, KANEFA omeo aloha ny any aminao.
A-MARINA VE? asehoy ARY aloha
B-ENY E! FA MBOLA tsy izy rehetra
A-Ka tsy mety izany sao DIA MANJARY ahitandoza.
B-Inona ary no ivakianao loha amin'izany FA omeo izay misy any aloha.
A-MARINA IZANY ity koa ary aloha ny aty e. Oudry, ary aiza ny fonony?
B-NAVELAKO tao anaty paosy KANJO nisolo pataloha aho
A-Ka ahoana rangaha no hitondrako an'ity tsy misy fonony ity
B-Ento any aloha e. Zà aza mba nitondra tsy nisy fonony.
5. lanto ( 11/02/2004 12:38)
A-MANAHOANA.izany voa, ....mihodikodina ny loha...?
B-...Tena maharary tokoa., KANEFA.....atao ahoana moa ..!
A-MARINA VE?...Akapohy amin'ny vato .....ARY...aloha fa tsy reko akory izany.............
B-ENY E! FA MBOLA...ataovy ihany ny hanihany ........................................
A-..Ka raha alahelovako elah .....DIA MANJARY...mitomany......................
B-....Inona no nahatonga an'io.....FA....tsy hadalan'elah ihany......
A-MARINA IZANY....nefa ny mason'elah taiza ? najanona tam-paosy ?......................................
B-NAVELAKO ...any an-trano hiambina le sôsy :D...KANJO...elah namandrika ahy t@ le hoditrakondro.........
A-....Poika ! Elah no tsy mijery fa izaho efa nanondro...
B Saika mbola hotohizako ......f'efa lany ny inspirako !!!!

Tapitra le tantara fa miala tsiny miala fondro ! :))
6. kally ( 14/02/2004 09:03)
A-Manahoana.izato izy., ary ho aiza vao maraina?
B-Ka hoe hitady kisoa fa very sahady, kanefa..vao omaly no novidiana!
A-Marina ve?ka no tsy andao.ary hiarahana mitady!
B-Eny e! Fa mbola...hivily kely eto aloha hisotro kafe.
A-Ka raha ilaozanao eo.dia manjary.......taraiky be indray.
B-...Tsy maninona re....fa......kisoa tsy hita ohatr'izay tsy ho hita intsony .
A-Marina izany ..ka ianao tompony aza moa tsy rototra ka mainka fa izaho..
B-Navelako nandehandeha teo an-tokotany teo ilay izy...........kanjo....nanjavona tampoka teo
A-.Ka tsy ho ady be ny anareo mivady raha tsy hita izay...
B-..sss,tsy ihomehezan'ny olona ve raha kisoa no hampisaraka ry anona a!
7. six ( 03/03/2004 13:43)
A-MANAHOANA izato ianao?
B-.tsy metimety, KANEFA.vao avy nihinam-bary zao!
A-MARINA VE?.ka sao dia tsy ampy ?.ARY..maninona raha ampiako ?
B-ENY E! FA MBOLA..mandevon-kanina aho io !
A-.koa raha ela be.DIA MANJARY tsy mety anie e !
B-..ka eny wa.FA..miandrasa tantana, aleo aloha lasa ny tompon-trano
A-MARINA IZANY tsy aleo amin’izay ?
B-NAVELAKO mihintsy anie izy ho lasa.KANJO. kay iny izy fa niverina tampoka
A-tena tsy afaka manao revanche izany kou
B-.tsy mety alou ny androany fa aleo rahampitso ndray ary e !
8. rurik ( 30/04/2005 16:29)
A -MANAHOANA ramatoa? B-tsara ihany,KANEFA dia voa! A-MARINA VE?fa inona no nahavoa?ARY mba atrakao ny loha! B-ENY E!FA MBOLA mieritreritra tokoa! A-raha varina miasa loha..DIA MANJARY makando! B-jereo tsara ny taloha FA aza dia miasa loha! A-MARINA IZANY ndrematoa! B-navelako eo ny asa loha!!!!!!!!!!!!!!!!!A-tsy hita fa dia mamorona fa aza ihomehezana!
9. rurik ( 30/04/2005 16:31)
:-D :-D :-D :-D :-D hadinoko ilay KANJO.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2102