Andao hanao fihaonana

1. voahirana ( 30/01/2004 09:08)
Andao hanao fihaonana isika dia mba hifankahalala sy hiaraka hifety kely indray amin'ity taona vaovao ity dia manantena ny fandraisanao anjara amin'ny zavatra rehetra izay heverina atao
novalian'i rmo ny 24/11/2004 11:26
2. manafolahy ( 10/02/2004 12:05)
Azo atao tsara izany fa saingy miankina @ disponibilité ny tsirairay sy ny hoenti- manana
3. aladin ( 22/02/2004 16:13)
Ie! tokony atao mihitsy le fiaonana aloha fa izahay vao² de tsy nahatratra ilay farany teo
4. six ( 03/03/2004 17:19)
maninona moa raha atao isan-telo volana?
5. rmo ( 24/11/2004 11:26)
Tena mety mihitsy ilay fihaonana satria izao izahay mba te hahafantatra ireo namana ao amin\'ny serasera indray e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4496