Ny fahamarinana sy fahamasinana any dago malalantsika

21. kally ( 18/03/2004 16:55)
Zafy a! Zafy! olona efa teo tsy hita izay nataony mamarina an-kady sy tsy menatra ny hamadika akory,inona moa no mba hainy?
22. ikaretsaka ( 19/03/2004 12:32)
mba misy hainy ihany na atao hoe tsy misy aza e
23. jhouhlambout ( 19/03/2004 18:56)
Misy eo @ lafiny tsy misy!!!hihihi
24. kitjo ( 19/03/2004 18:52)
hihihihihi
ra iny kosa aloha aleoko za e
25. methode ( 27/04/2004 00:55)
O ry zareo a! Toa hadinontsika fa isika tsirairay anie no tompon'io fahamasinana sy fahamarinana io e! Miankina amintsika tsirairay no hahatanteraka na tsia an'io! Miainga amin'ny zavatra madinika, na dia ny fomba fanomezana hevitra eto amin'ity takelaka ity fotsiny aza! Toa variana manome tsiny ny mpitondra fotsiny isika! tsy ny mpitondra mihitsy no hampandroso an'i Madagasikara fa ny mMalagasy tsirairay! Mpanentana sy mpandrindra fotsiny ny mpitondra, nefa isika manao croiser les bras fotsiny de hoe, "Aiza le fandrosoana e? aiza ny fahamarinana sy fahamasinana? Isika mahita ny ataon'ny olona aty ivelany aty no tokony hampianatra ny fitiavana asa aloha voalohany indrindra satria raha vitsy ny miasa noho ny mihinana dia mbola tsy hahavita tena mihitsy dia voatery mangalatra izay vitsy miasa hamenoana ny banga! Rehefa samy miasa daholo dia tsy misy mila tombony intsony e! Za mahita hoe mbola lavitra ny fandrosoana raha jerena ny tanora sy olona matanjaka mirenireny fotsiny na miloka sy variana milalao fotsiny! Tsy mba misy programme de vie!
Tsy voatery hanao zavatra be ange fa raha tsy manana asa na dia manamboatra ny fanaka madinika ao an-trano sy manadio ny tanana na manamboatra ny zavatra simba dia efa mamampy ny miasa izay dia mampihena ny vola mivoaka!
Tsy misy asa ratsy e! Miantomboka amin'io ny fahamarinana sy fahamasinana! Ny Mpanoratra ao amin'ny Baiboly aza milaza hoe izay tsy miasa aoka tsy hihinana!
26. methode ( 27/04/2004 01:01)
Hoy ny sasany hoe izahay tsy mahita asa ary ko!! Dia mamorona fa tsy miandry fotsiny e! Izay misy aloha dia atao! IO dia efa fanampiana hampandrosoana ny firenena ary hampanjakana ny rariny sy ny hitsiny! Rehefa mihinana dia tokony hiasa!!
27. hendry ( 28/04/2004 13:56)
Minoa fotsiny ihany hoa
28. angie ( 30/04/2004 10:20)
ny mahavoa koa dia zay nianatra rehetra tany ivelany dia tsy misy mody(za kou) fa tamana any nefa ange mba hilaina hanolo ny efa tranainy eo @ firenena e. Ny hoe hamerina an'i Zafy aloha dia hoy ny fiteny hoe ny alika no miverina @ alohany. Ra8 ange mba miezaka manao zavatra na dia mi-parlote foana aza e.
29. jhouhlambout ( 01/05/2004 08:34)
angie> modia dia milatsaha ho filoha fa ho avotra ny tanindrazana!
30. fijo ( 01/06/2004 22:26)
ilayhoe nianatra tsy nody eo ihany ,fa ny tena loza dia ity.isika gasy rehefa manongana ny mpitondra an,dia satria nisy zavatra tsy tiantsika tao.(tsolotra,kolikoly,sns)dia manantena isika fa rehefa tonga eo ilay vaovao natasangatsika dia hofoana ireo,nefa isika tsy te hanova io zavatra niadivana io.anontanio io zokiko io,fa izy mahita kokoa izay hiainanay ao.
31. hps ( 25/09/2004 18:55)
Nyahy aloha tsy dia asiako olana ny @ io slog.R8 io fa manahy fontsiny aho sao dia ao @ ilay birao lehibe atao iadiana ny kolikoly indray no vokisan\'ireo be sôsy ka lasa variana matory sy mamaky gazety fontsiny ao dia lasa izay kely tsy mba mamindro indray no betsaka voatazona ny fonja
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.326