Rehefa any @ cyber

1. ikaretsaka ( 26/01/2004 10:27)
Salut daholo

Ireto misy fika azo atao rehefa te hanadala olona sy hampitahotra na higafy olona any @ cyber :

-Midira serasera.. miandrasa kely dia ataovy hoe ..kay lelika e... hitandry zalahy aho!

- Mody mihomeheza mandritra ny 1 minitra, dia modio mototra tampoka mitoditodika eran'ny trano!

- Rehefa mifrapper @ claviers dia kapohy mafy be ny toyuche sady mody mingonongonona no manao hoe hehehe dia modio tsy taitra mihitsy (andramo raha tsy mitodika any aminao sy te hijery ny screen aby ny olona)

- Alohan'ny hipetrahanao eo @ ilay Ordi dia mirondra rano ao anaty tavoahangy kely (na ranomanitra) dia mody mingongonona dia mody mi act ohatran'ny hoe manaofotoam- pivavahana eo alohan'ilay ordi dia mody fafafafazo @ ilay rano na ranomanitra (ohatramn'ireny mamafy rano voahasina ireny) raha mitondra labozia koa dia ampireheto

- isaky ny avy manapotsitra enter dia apombona ny tanana dia mody manao heo enganie enganie enganie mandritra ny 1 minitra..mody manao anxieux be..dia tampoka avy eo manao hoe haaaaaaaaa enfin! (effet garanti)

- fenoy zavatra (boky ohatra) ny tananao dia stylo eo ambava dia amin'iny modty mi taper-claviers..

Andramo fa fantatry ny mpi cyber haingana ianao...
novalian'i vony501 ny 17/07/2013 13:41
2. ikaretsaka ( 26/01/2004 10:30)
mety hahazo reduction mihitsy aza
3. donemaskit ( 26/01/2004 11:33)
lol efa nanandrana an'iny nga ialahy?
4. ikaretsaka ( 26/01/2004 13:53)
raha tsy nandframako tsy nolazaiko an'i laisany kah
5. jhouhlambout ( 26/01/2004 19:27)
Hay ialahy izany ilay navoaka ta@ daka be tao @ cyber iny?
6. samoina ( 26/01/2004 19:30)
ary raha hiantsoan'ny mpiandraikitry ny cyber pôlisy fa heveriny ho lieutnantn'i ben laden ?
7. samoina ( 26/01/2004 19:31)
sa izay mihintsy no tanjona ?
8. pitchou ( 26/01/2004 19:50)
loza raha heverin-drizareo fa somary mivà ...
9. jhouhlambout ( 26/01/2004 20:12)
ekena avokoa izany
10. ikaretsaka ( 26/01/2004 13:37)
tsss. laisany aza tsy misy mahasahy akory.. andramo hoa fa effects garanti... ka mody tena manao serieux ange e.. sady mamono lolo be dia tsy misy mandroaka iznay... kozy e! mahazo reduction aza hoa
11. bix ( 26/01/2004 14:07)
sao dia lazain' ny olona fa misy fahavoazana ao koa anie no tena loza ka ny ambulance no maka eo vao gaigy be eh !!! aleo ihany aloha tsy mody adala kah !!
12. jhouhlambout ( 26/01/2004 15:04)
Fika Vaovao:

-Midira serasera.. miandrasa kely dia ataovy hoe: Oay! hitandry zalahy aho!

- Mody mihomeheza , dia modio mototra tampoka et vice-versa eo.

- Frappeo tsy an-kijery ny claviers dia kapohy mafy be ny touche sady mody mingonongonona no manao hoe hehehe dia modio tsy taitra mihitsy

- Maka ranomanitra dia mody mingongonona sy mody mi act ohatran'ny hoe manaofotoam- pivavahana eo alohan'ilay ordi dia fafafafazo @ ilay rannomanitra ny ordi

- isaky ny avy manapotsitra enter dia miteny hoe: enganie enganie enganie mandritra ny 2 na 3 minitra..mody manao anxieux be..dia tampoka avy eo manao hoe:
Noonnn...Pitié...

- fenoy boky ny tananao dia stylo eo ambava sy sofina dia amin'iny mody mi taper-claviers..

Andramo indray ity fa effet hafa mihintsy no azo.
13. donemaskit ( 26/01/2004 15:49)
ilay effet mankarary derika !

Ary raha mpiditra ato @ serasera ilay tompon'ilay cyber ka mahita an'ity lohahevitra ity ?!
14. ikaretsaka ( 27/01/2004 10:38)
raha tompona serasera kao no manao an;io mety tena hahazo kil a
15. kitjo ( 27/01/2004 16:35)
ary aona ndray ry ikaretsaka le mivadika langage fa misy mitsirika?hiihihihih,ny olona hafa ndray no mahavaky screen alohanao rehefa mande cyber any Dago,lolll
16. ikaretsaka ( 27/01/2004 17:00)
iny koa dia hitako fa fanahy ratsin'ny olona any @ cyber any dago: ilay mamaky ecran an'o;ona.. dia tsy tahotra tsy henatra tokoa anie ilay mitangorona ao ambadika ecran e..
17. mozart ( 30/01/2004 10:37)
mba andramo aty @ cyber'nay aty(za manko miambina cyber)ary fa hitan'lah zany iantsoako pompier na BMHialahy de lazaiko fa adala na marary saina
18. ikaretsaka ( 01/02/2004 12:34)
raha tsy hatahotra anahy aby ny pmpiers sy ny BMH
19. pitchou ( 02/02/2004 10:13)
ampanenoan'i karetsaka sirène koa? sirène ambumance atao d tsy maintsy mijanona!
20. jhouhlambout ( 02/02/2004 11:27)
pipon...!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1171