mila namana

1. ngou ( 16/01/2004 09:08)
salut, daholo, izaho dia kof mitady namana vehivavy ( raha afaka mitia ahy vao maika tsara...;na hifanoratra fotsiny koa aza aloha tsy olana!!) ho hita eo e!
manorata @ ity adiresiko ity raha te ahafantatra ahy bebe kokoa ianareo :
ra_ngou@yahoo.
novalian'i ngou ny 21/01/2004 15:38
2. hendry ( 16/01/2004 09:14)
manaona i ngou. Ndao ary hifanoratra e, fa aleo eto aloha mandrapa....
3. aoe ( 16/01/2004 12:07)
salut toi,
inona no vaovao ,za koa mila namana oatra anao ka mba valio e
na de mifampiresadresaka fotsiny iany azae.
4. xxx ( 16/01/2004 12:52)
salia!

za kou mitady fa est-ce ke tu pe te dcrire kokou oe!
5. bozik ( 17/01/2004 10:45)
Mila namana tokoa matoa miditra ho mpikambana ato ka inona indray fa raha ny resaka ato tsy lany.ny thèmes efa misy,raha sanatria misy resaka tinao nefa tsy hitanao ao dia mahazo mamorona dia misy mamaly dia mitohy é!
6. xxx ( 17/01/2004 11:34)
manao ahoana ngou!de faly mandray anao ho namana hifaneraserana zany za o! holazaiko miandalana ihany ny momba ahy
7. hendry ( 17/01/2004 12:05)
I ngou koa tsy hita mintsy ............
8. ngou ( 17/01/2004 16:23)
salut daholo 'nareo
tena mahafinaritra ahy ny mandray anareo ho namana!! izao indray aho vao niditra serasera satria sao dia tsy misy mamaly ko! hay betsaka ny namana!
xxxxx!! ny mombamoma ahy dia jereo eto ihany fa efa nolazaiko any!
tsy maninona ho an'izay te hifanoratra eto ihany!! saingy mety ho elaela kokoa
sady raha vao lava be ny soratra eto dia manjary feno ny page!! ka tsy afaka manoratra eo ny sasany e!
a + daholo indray ary e!
9. miavisoa ( 21/01/2004 18:40)
Mba tonga dia manome adresse ohatry izao an' i ngou izao no tena mety mba mora hifandraisana tsara e! misaotra anao ihany e!
10. ngou ( 21/01/2004 15:38)
salut Miavosoa
oui, tsy misy fisaorana fa zavatra faran'izay tsotra io e!
ok ary an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2631