Sipa kely mirevy lehilahy efa manambady

1. shadow ( 15/01/2004 18:19)
Maninona ny sipakely 0'zao no olona efa manambady na efa miaraka @'olona foana no tena reveny sa séxperience no tadiaviny?
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:11
2. sahitsy ( 15/01/2004 19:16)
Angamba: Par Amour du risque no anaovany an'izany fa tsy Par Amour fotsiny.
3. ravatorano ( 15/01/2004 19:36)
reraka ara materialy ny any ambovo ; ny kofa kely koa tsisy frou dé mivadika any amin'ny razokinibe ny jo kely satria any misy revy,betsaka ny s,afaka miaina kely araky ny eritreretiny angambany.
Nefa na izany aza dia mirisika iany na lé jô na lé razoky.Izao kouné é manararaotra ry razoky isany maizao nohon'ny toe java miseho sy iainana eto amin'ny nanatà dé zay.Tokony samby hisaina dhl amizany.Mé'ssi shadow fa tena nanala aloka iny
4. xxx ( 15/01/2004 09:36)
Ny bandy amin' ny ankapobeny dia tsy miaraka @ sipa tokana , ka raha samy ho ampirafesina ihany kosa ve tsy aleo any @ izay ahitana revy kokoa ary afaka hanindry ilay bany kely miaraka aminy..
Tena vitsy izany sipa hoe vao miaraka @ olona izany tonga dia mifidy ireo razokiny be ( voafitaka angaha izy matoa misy izany) fa raha ny sipa- pony dia bandy mitovitovy aminy ihany no tiany iarahana.
5. shadow ( 15/01/2004 10:14)
DE resaka tsindry ve no hanimbana tena ? ka raha vita ny zafera dia atsipn'i Bain' de ahoana?Ny entana anefa efa simba !
6. marcos ( 15/01/2004 13:22)
ny ahy indray aloha dia ny sipa kely vadin'olona no tena tiko fa samy manana experince,sur fa tsy hifatarazoka eny ny azy mety zvt hafa ny ao andohany vola oh na papier fa ny ahy dia V.V.V= vola- voninahitra - vo.y dia samy mahazo ny mifanandrify aminy daholo sa ahoana hoy nareo
7. rinakely1 ( 15/01/2004 15:01)
fa maniiinn kosany ary nareo no manaiky azy raha toa ka efa manana ny vadinareo nareo?
8. donemaskit ( 15/01/2004 18:06)
Ratsy be ngamba ny vadiny!
9. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:13)
Rinakely a: I eva ihany anie no nanomboka ny tantara..fitia bedebe ..i adama koa tsy nisalasala..ny zanaka aty ampara nahita ny tatara dia nanita-kevitra nanohy sy nanatsara....

Dia raha ianao no eva endrika sy meva. Iza indray ny adama handa ny hafanana?

(hiran'i Silo)
10. fijo ( 16/01/2004 20:54)
na aty france aza dia maro ny sipa kely no tia olona lehibe.tsy resaka vola io,fa zavatra hafa.
11. ikaretsaka ( 16/01/2004 16:33)
io ambony io ny fanazavana zy
12. shadow ( 16/01/2004 16:35)
Ny nahatonga ahy hanontany io mantsy de izao misy sipa kely tena akama be 'zay nahavita nampirafy ny rainy sy ny zanany nefa samy tsisy nahafantatra izy mianaka hoe tena lalôvin'lle jôba kely.
13. donemaskit ( 16/01/2004 16:15)
Jôba kely tsy ampy fialam-boly leisy zany, mamotika fianakaviana fotsiny!
14. kally ( 16/01/2004 17:20)
Misy miteny hoe ny lehilahy manambady hono no fantany fa hanaja azy satria efa manana ny vadiny,rehefa tsy ary dia ary.Hono izany a!
Misy milaza koa hoe ny lehilahy manambady voatery hiafina foana,ka iny fiafenana iny hono angaha no mahafinaritra an-dry zareo?
15. manantsoa ( 16/01/2004 17:46)
Tena maro tokoa ny sipa kely mirevy lehilahy efa manambady. Mitaraina mihitsy ny bandy kely miaraka amin- dry zareo.
Matoa anefa misy io tsnga io dia ao antony :
- tsy matotra mihitsy ny bandy kely , fa manao fila- tsy mahita fotsiny .
- mitady revy manjamanja kokoa rasipa kely
- sns

Henonareo ireo hiran' ny tary mitaraina ireo e: Tsy aleonao 'zaho ......
16. donemaskit ( 17/01/2004 09:47)
> mitaraina ny bandikely ve!
17. donemaskit ( 17/01/2004 09:48)
Ny sipakely koa nge miseho azy ho madama e, nefa tsy matotra firy mihoatra ny bandy kely akory. La preuve : miaraka @ razoky.
18. donemaskit ( 17/01/2004 09:50)
Tsy fantany nefa fa izy no tena voa @lay tantara satria : karazana "goûter" ho an'ilay rangahy, avy eo leo rabaina.... dia iny ra sipakely ndray mitaraina > tsisy lehilahy azo hianteherana et ttes les conneries du genre.
19. shadow ( 17/01/2004 11:06)
Ny sipa amiko refa tsy manaja tena de tsisy antony koa hanajako zay fa ampitoviana amin'ny pôtô refa misy ny mahatery de eo no ariana ze mavesatra nefa aloha amin'izay de mety ho maimbo indray ny tanàna eh!
20. fetra ( 18/01/2004 15:30)
Angamba mila vola ny tovovavy ka aniza ny tsiny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7563