valiny mazava raha mety

1. minah11 ( 06/01/2004 13:10)
Atao ahoana kay ny manao telechargement logiciel sur net ?
Dia tsy misy atahorana ve ny fampiasana izany avy eo?
novalian'i rjnirina ny 05/02/2004 09:30
2. xxx ( 06/01/2004 14:15)
tsy koi io raha lazainy fa gratos ohatra winamp jereo tsara ny condition @fampiasana azy de hajao zay
3. hery ( 07/01/2004 20:03)
Ny ilaina tandremana fotsiny dia misy demo ny ankamaroan'ny logiciel hita amin'ny internet. Mety handeha mandritra ny 30 andro dia avy eo tsy mety intsony.
Fa inona avy no tianao ho télécharger-na?
Jereo ny http://www.telecharger.com sy ny http://www.download.com fa be zavatra ilaina ao sady tonga dia milaza hoe gratuit sa mandoa vola.

Misaotra
4. moi ( 08/01/2004 16:41)
Ny fomba fanaovana téléchargement no valiako kely :
Mampiasa logiciel de téléchargement no tena fanao, toy ny download accelerator sy ny flashget ; ny tombony : matetika goavana ny logiciel ary io no manafaingana ny téléchargement, ary azo tapahana rehefa vizana ny miandry, dia tohizana amin'ny manaraka. Fa raha tsy misy bouton hoe Telecharger eo amin'ilay page dia ny clic droit sur le lien à télécharger no atao, dia Enregistrer sous ... dia anao ny mametraka hoe aiza ho aiza ao amin'ny disque-nao no apetraka ilay izy.
Ny hoe misy hatahorana, izy ihany dia efa mampandre anao hoe A vos risques ... Fa amin'ny ankapobeny, ireny version misy hoe Beta sy ny toy izany ireny no tandremo ; jereo koa ny commentaires na avis des utilisateurs, fa any dia misy milaza ny zavatra hitany, sy ny fampitandremana samihafa ...
Dia mba ilazao Moi rehefa mahita ny mahasoa e !
5. besoiiin ( 25/01/2004 18:27)
azo atao koa ny mampiasa kazza na log hafa ! alefa ny recherche dia izay hitany rehetra eo no isafidiananao ! tsisy risk io fa gratos daholo izay omeny eo! io no tena tsy mampiasa saina!
6. rjnirina ( 05/02/2004 09:30)
minah11 a, rehefa te-hanao download ianao, de izao no ataovy voalohany : fantaro hoe karazana fichier inn le tianao halaina, am'zao fotoana izao manko efa misy fomba insan-karazany fanao.
0. Manaova "enregistrer sous" : io no ela indrindra ;
1. Mifankazara amina utilitaires std de download aloha : arakarak'izay no hampalaky ny fangalanao an'le fichier tianao ;
2. Sarotra ihany nefa mahaliana ity manaraka ity. Download-enao le fichier d'informations miaraka ami'le utilitaire mifanaraka aminy. Installer-nao le utilitaire de sokafanao aminy le fichier d'info. de amin'ny alalan'iny no hisintonany an'le zavatra tena tianao halaina. Izay no faran'ny sarotra indrindra tam' fomba fanaovana download hitako hatram'zao.
Farany, aza sodokan'ny wé "libre", "freeware", sy ny sisa. Vakio tsara aloha ny fepetra fampiasana an'le izy, aza maimaika mihitsy manao OK, OK, OK...
Jereo tsara hoe : azo désinstallena tsara ve refa tsisy ilana azy intsony. De izao koa : mampiasà anti-virus tsara fôna alohan'ny install sô de sanatria VIRUS no install-enao. Hadihadio any amin'ny namanao any sô de mpandefa info (matetika régulièrement) any am'le ol namorona azy le logiciel download-enao refa avy n-install-ena.
Aza matahotra fa tsy fandikan-dalàna akory ny download.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4557