Hetsika 28/12/2003

1. hery ( 11/12/2003 09:11)
Vokatry ny fivorian'ny birao tamin'ny alarobia 10/12/2003 farany teo
Tapaka izany fa

- Hisy koranan'ny namana ao Antananarivo ny alahady 28 desambra 2003 amin'ny 1 ora
- Ny toerana dia ao amin'ny Restaurant Vatomanga 67 ha
- Ny billet dia 20.000 fmg ho an'ny tsy mpianatra ary 10.000 ho an'ny mpianatra (mitondra carte scolaire)
- Tenue cool
- Misy tirage atao ho an'ny billet rehefa tonga any... misy loka ho azo (portable etc...)

Ho fikarakarana an'izany dia antsoina ny namana rehetra izay afaka mba ho tonga ao Ambohijatovo indray amin'ny asabotsy 13 desambra izao amin'ny 2 ora tolakandro.

Tatitra azo tamin'i rfanjav sy i djiul
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 09:11
2. rfanjav ( 11/12/2003 12:12)
Misaotra an'i Hery,
dia manantena antsika rehetra handray anjara mavitrika izany mba tsy hampitsanga-menatra ny namana aty Madagasikara !

Misaotra mialoha
3. hiaro ( 11/12/2003 12:15)
tena tsara io fa tohizo e
teneno daholo ny namana rehetra e
namana mahafa-po tokoa nareo e
4. djiulambout ( 11/12/2003 12:42)
Miarahaba ny rehetra indray e!

Tonga @ tena votoatiny isika izao ka eto no ilaina ny risi-po sy ny fahavitrihan ny rehetra hiroso lalina amin ity fikambanan ity sy amin ny mahazavadehibe azy.
Tena maro ireo asa ifampitsinjarana amin ity hetsika ity , ka manentana antsika NAMANA rehetra ny amin izany.
Ny zavatra voamariko kou dia ny amin ilay filatsahana ho mpikamana sy ny soso-kevitra rehetra ny amin izay tokony ho mety hatao tôa tsy de nahita RISI-PO firy.

Manantena antsika rehetra handray anjara mavitrika e

mila anao hiroso amin ny lalina mba hahavitantsika an izy ity, zany oe ilaina le tsiky fa tsy ampy intsony fa MILA ANAO HO VONONA KOU E.

de mankalaza sy mirary soa ny rehetra

Djiul.
5. djiulambout ( 11/12/2003 12:46)

6. djiulambout ( 11/12/2003 12:46)

7. djiulambout ( 11/12/2003 12:54)
sao de lany andro amin resaka mihodikodina eto isika e, ny tena votoatiny de ity ary ity no tokony ho valin ny olona rehetra aloha zay vao manao dissertation nefa ny sujet tsy mbola fantatra akory,

rehefa tafajoro soa amantsara izy de tsy olana izay resaka atao fa mba miangavy anareo oe ity mila valiny:

- Ny fanontaniana apetraka amin ny namana ato @ site namana.serasera.org izay te hiditra ho mpikambana namana

1- solonarana ( tsy mahazo manao anonyme )
2- Mazoto ny hiditra ho mpikambana ve ianao raha eny vao manohy ny eo ambany
3- Raha eny afaka manome ny sosokevitra ve ianao hanatsarana sy hanitarana ny fikambanana
4- Azo fantarina ve hoe : inona no andrasanao na irinao ato @ fikambanana
5- soskevitra hafa raha misy

ka de manantena anareo hamaly,

ny tohiny tokony ho hitako eto zany dia

1- solon anarana
2 - na tsia de tsy misy tohiny intsony , na milaza ny antony de izay
- na eny de misy tohiny : 3 - 4 - 5

Manantena anareo handray anjara mavitrika satria izay no votoatin ity lohahevitra ato ity
TETIK ASA SY VINAVINA.

TSIKY ARAHAN ASA NO ILAINA

Djiul
8. bice ( 12/12/2003 09:42)
azo fantarina mialoha v ny fizotry ny fivoriana mba tsy hisian`ny fandaniam-potoana @ady hevitra b loatra
ny tiako lazaina d tokony mba efa samy mieritreritra dieny zao mba hisian`ny fanapahan-kevitra mailaka kokoa
9. sipakelymirevy ( 12/12/2003 12:19)
mahafinaritra zany sady akaiky ny misy anay mitsy..fa ny hividianana billet zany @ ilay toerana hanaovana azy sa???ihhiih so d misy taraiky e
10. sipakelymirevy ( 12/12/2003 12:20)
fa maninn alou no atao lahady ilay fety fa tsy sabotsyyyy!!ihihih
11. rfanjav ( 12/12/2003 12:39)
Satria betsaka no tsy afaka sabotsy (miasa zany) fa raha jerena samy misy milaza tsy afaka daholo na sabotsy na alahady, fa ny sabotsy dia asa no ankamaroan'ny antony tsy ahafahana, dia mandefitra izany ny tsy afaka alahady !
12. sipakelymirevy ( 12/12/2003 12:45)
oudryy..ry zareo izany e..izahay afaka foana e
13. rasese ( 13/12/2003 19:38)
Miraryantsika rehetra ho tonga daholo @ io fa mafinaritra raha isika namana rehetra raha tonga @ io ka eo marina vao tena ho fantatra ilay miafina ao ambadiky ny solonanarana.
Mirary soa e!
14. tatih ( 13/12/2003 09:20)
tena.tsara.symampientam-po ny mahita sy mamaky ireo hafatra halefanareo ireo

ny tiako ho potsirina fotsiny dia ny hoe tsara raha isika namana rehetra no mba mifankahita indray andro any asa hoe rahoviana heritreritro fotsiny izany an!
15. hery ( 13/12/2003 10:11)
Ka tsy maintsy manomboka amin'ny tsikelikely. Enao izao efa tokony ho aty Ambohijatovo amin'izao fotoana izao kanefa mbola tsy tonga :)
16. tonah ( 15/12/2003 16:36)
Inona hoe ilay loka fa tsy hazoko tsara ah! Portable inona, Telephone sa Ordi?
17. sasa ( 15/12/2003 19:51)
Manahoana Doly!

Rfanjav >Izao ny olana, ilay ol sasany na dia tsy mpianatra ary dia tsy mety hividy ilay billet 20000fmg fa izy hono mbola mitsinjo ny faran'ny taona daholo, dia inona no hatao, nefa raha ilay billet 10000fmg no asaina vidiny dia mety handray anjara fotsiny izy na dia tsy handeha aza.
Dia ahoana no atao?
18. rfanjav ( 15/12/2003 13:54)
Manahirana be ilay izy,
nefa tokony mba samy hieritreritra ny tsirairay hoe :

tsy mora ny manao zavatra !sady ny mora anie hono tsy mba tsara e!

raha ny sitraponay dia atao gratuit tokoa io fety io, nefa ..............

Ka alao hery ry namana isany a!
19. sasa ( 16/12/2003 17:06)
rfanjav> tena efa miezaka akia fa ilay 20000 tena sarotra amidy be an! satria ny antsika efa tara vao nivoaka dia presque efa nahazo billet daholo ny ol.
20. fijo ( 17/12/2003 11:56)
ny birao.maninona raha mitady prix moyen,aha be ny miditra.?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1859