www.fuckmicrosoft.com

1. 2689 ( 11/12/2003 09:07)
Mandefa hatsikana mamely ny Windows sy Microsoft :
Atomboko :
Niresaka hono ireto solosaina roa miasa ao anaty tambazotra Unix :

Fantatr'ialahy ve lehitia fa raha vakiana miverina (avy any aoriana mankany aloha) ny KM(kapila manjelatra) Windows 98 dia andrenesana feon' i Losifera?

- Ie, fa ny tena loza ary an, raha vakiana amin' ny tokony ho izy (sens normal), dia mi-installer Windows 98.
novalian'i 2689 ny 09/03/2004 17:01
2. xxx ( 12/12/2003 12:00)
Maty hono I Bill Gates ka nampiakarina tany an-danitra alohan'ny hanapahana hevitra mikasika ny toerana tena handefasana azy. Nampanatrehan' Peter (Pierre io) ecran roa ary izy fa ireo no solontsaina ampiasain'ny any amin'ny avo hanaovana ny safidy. Ny voalohany misy vehivavy manja be eny amin'ny plage misotro jus dia miresaka amin'ireo namany sady tena mafana be e!, ny iray misy bandy be dia be mitaraina fa mangatsiaka sady mangetaheta no noana any amin'ny desert. Iza no tianao? hoy Peter; Samy mbola tsy nahita OS misy an'ireo zah hoy izy fa aleoko ity voalohany ity (le misy sipa io ). Eny ary hoy Peter dia nasaina niditra varavara iray ary izy, fa vao teo ambaravarana dia olona mikikika be no henony sady nitaraina hoe: may e ! may e!; niverina kely izy dia nanontany hoe tena ireo amin'ny vidoe streming ireo ve no ao ? Dia hoy Peter: efa vita ny safidinao fa midira ! Tamin'izahay nividy ny Windows XP aza screen saver hotran'ireo no nipoitra teo.
3. xxx ( 13/12/2003 20:07)
Efa hitanareo ve???

Ao amin'ny Winword
soraty hoe

=rand(200,99)
go

Dia ho hitanareo ny hitranga.

4. boaikely ( 19/12/2003 16:42)
Nisy ingenieur 3 lahy izany niaraka t@ fivoriambe iray, ny iray mpiasan'ny microsoft, ny iray linux ny iray IBM.
Linux: Ny anay itony OS itony tsita zay anaovana azy fa dakan'ny alika fotsiny fa be loatra.
IBM: Ny anay indray ny Pc maniry hoatry ny anana ka hatrany @ zordira aza feno.
Microsoft : Ny anay teknisiana hoatran'ialahy isany be dia be ka mahatsiravina ny mijery azy(sady nodakany hivoaka ny trano).
5. xxx ( 23/02/2004 20:50)
de maninn ?
6. six ( 03/03/2004 13:17)
d mba mihomeza kou,

xxx toa tsy nahita akoury zay amn'le hoe
=rand(200,99)
go
aiza io no soratana?
7. 2689 ( 09/03/2004 17:01)
pour six :
k'efa hoe manokatra word, dia soratana =rand(200,99) dia mi-taper entrée.

___________
vavaky ny mpiasan ' ny MicroSoft
___________
Notre Gates, qui est à Seattle,
Que Ton Windows soit débogué,
Que Ton Monopole s'impose,
Que Tes Commandes soient executées
Sur le Web comme sur le disque dur.
Donne-nous aujourd'hui
Nos mises à jour quotidiennes,
Et pardonne-nous nos utilisations de Linux
Comme nous pardonnons aussi
A ceux qui ont utilisé des Macs.
Et ne nous soumets pas au Dr Norton
Mais délivre nous du plantage
Car c'est à toi qu'appartiennent
Le Copyright, les Megahertz et les Capitaux
Au moins jusqu'à l'an 2000.

Amen



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1939