Fihaonana manaraka 29 novambra

21. fijo ( 05/11/2003 10:30)
fa ahoana no lany manja?iny no nisarika ny mason'ny olona ko lany manja inona.aza miala amin'ny mahazatra e.tandremo ihany ary ireo mpivarotra CD.oh,oh,oh
22. tonah ( 06/11/2003 19:08)
Mahafinaritra aloha ilay izy. Kanefa ny namanay ato izao dia any an-dafin'nyriaka ka ahoana no fika hatongavany aty nefa izaho tena tia azy mihitsy ? Izay fa @ io indray izany no fotoana eh ! sa ahoana!!!!

Manatena ny fahatongavanareo maro be izaho oh!!!

Indrindra fa hianareo vehivavy!
23. moara12 ( 06/11/2003 10:33)
salut! daholo izahay nalahelo be mihintsy fa tsy mba afa nanatrika izay fihaoanana izany ne fa manome toky fa ho avy e! de amin'y 29 izany izay tia glita sy mivazo e!
Mihaja
24. rfanjav ( 06/11/2003 15:09)
Faly be izahay mahita ny fahavononanareo, dia manantena izany fa ho fenontsika Ambohijatovo a!
Mirary soa e!


tonah>
fomba ahoana moa no ahatongavan'ny any an-dafin'ny riaka, fa izay tonga ao namana daholo, sa?!


25. fijo ( 07/11/2003 20:22)
ie ry rfanjav a,avelao izahay ho lasan'ny riaka aty.oh,oh,oh fa ataovy manja ny anareo aty dia asio sary indray.aza hadino io sary io.
26. rfanjav ( 07/11/2003 18:51)
Miankina @ ilay mpaka sary mahafatra-po indray io!

Izany hono, aza adino ny fakan-tsary!
27. mcz ( 09/11/2003 20:25)
ok @ 29 izany no mihaona , fa iza ry rfanjav no pakasarin' ny namana
kay ?, ga tsy mbola noresahina izy no mbola miakina @ny ny fakana sary ????haha inona zany ny tena hevidehibe ho resahana any @ io
dia aza hadino ny mivatsy elo an
sao mirotsaka ny orana hahahah
manjary simba ny CD ko, azo
heritreretina v we asiana soratra we
NAMANA ny elo raha sendra avy ny orana hahaha, vazivazy ny ana
fa engany anie mba tsy ho hoavy ny orana @io ka ok ary eee
28. rfanjav ( 11/11/2003 14:30)
Dia tsy haiko indray ry MCZ izany mpaka sarin'ny namana izany,
f'angaha moa misy an'izany,

Izany hono ry mpaka sarin'ny namana, aza adino hono ilay fakantsary! fa sao tsy azo sary eo i Mcz, ha ha ha
29. ralay ( 12/11/2003 10:54)
Efa manentana ihan enao ry mcz fa dia enao izany no mandrindra ny fandehany ao miaraka amin'ny rfanjav.Koa dia mahavita be e. Aza hadino ny sary en gros plan sy ny ps'ny tsirairay ary raha possible dia film avec bande son et commentaire mintss e
Manantena bdb anareo e
30. deba ( 14/11/2003 18:34)
akoriaby ry zalahy! zanak'anosy io bogosy voropotsy tsy lavitr'
agnomby lehilahy tsy lavitr'apela sia? izay zalahy fa @29nov zany no fotoana eh! eh! eh! le boite CD OK! ra zalahy
31. rfanjav ( 14/11/2003 13:48)
ralay : andefaso an'ilay film misy bande son sy commentaire ary e,

aza matahotra ianao fa manja foana io, raha tsy gafian'ny orana kosa aloha e,
32. rdilan ( 15/11/2003 15:41)
salut tlmd e!
izay fa manantena ny fahatongavantsika rehetra @ 29 @ 14h30 an! tapa-bolana androany sisa dia tonga ilay fotoana an afaka ny hiomanan'ny rehetra namana e!
v.n.s.o!
33. rosin ( 17/11/2003 13:03)
Sur fa hiezaka izahay ho tonga @ io e. Misaotra an'ireo mpiakarakara fa dingana lehibe tokoa io fihaonana io. Ahoana io resaka manga sy menakely io ?
Ilay boatina CD ve misy loko voafaritra sa le fotsifotsy tsy misy taratasy anatiny iny mihitsy, no tsy misy CD koa ?
34. rfanjav ( 18/11/2003 09:03)

Efa hoe ilay boatina CD ho'aho entina ifankafantaran'ny namana fotsiny fa tsy dia misy dikany inona akory,
raha tsy manana CD indray, dia mba anjaranao izany no mijerijery eny Ambohijatovo izay olona mitondra boatina CD fa namana izy izay,
izay fa dia manantena e!
35. vazol ( 18/11/2003 10:03)
Mba mitondra roa aky ry Fanja dia ho' ahy ny iray an, sa tsy misy roa any amin-dry. Izaho aloha tsy ho sarotra amiko ny hamantatra andry rehefa eny e, ka ataoko fa tsy hisy olana. Misaotra anareo mpikarakara fa ho avy tokoa moa izany.
36. fijo ( 19/11/2003 09:42)
mahazotoa e.
37. rafily ( 20/11/2003 10:30)
Salut daholo a
Mahafinaritra be zany e, manantena ny fahatongavantsika rehetra e, sa ahoana
Ok
38. naritsimba ( 20/11/2003 09:41)
Salut daholo eh!
Tena mba te-ho any ny namana fa tsy afaka e! Misy famoahana mpiofana kabary eny amin'ny FJKM AMBOHIPO ny 30/11/2003
ka manomana an'io ny tenanay.
Raha mitohy ny apres midi aloha dia mba mitsoriaka kely any ihany na dia ny hifampiarahaba fotsiny aza fa efa ela no naniriana an'izany ka tanteraka ihany izy izao.
Izay aloha fa dia mirary antsika hahatontosa izany antsakany sy an-davany eh!
NB:Dia manasa antsika namana koa amin'io 30/11/2003 io mba hifanotrona aminay eny @ FJKM ZOARA-FANANTENANA AMBOHIPO manomboka @ 3ora sy fahefany(15h 15 mn) fa mahafinaritra ny mba mijery ny namana sady mihira no mandihy eh!
TSY MISY VIDIM-PIDIRANA fa maimaim-poana.
TONGAVA MARO
39. xxx ( 25/11/2003 20:29)
Fanontaniana manitikitika apetraka ho an´ny mpikarakara: mba misy programme matotra ve ny @ io 29.11 io? zao manko, sika mpikambana anjatony na analiny na mety hihoatra an´zay ny ho tonga eny. Dia ho omby antsika ve eo ambohijatovo ambanye???
Faharoa: rehefa tonga eny zany dia samy mifanantona dia mifampiresaka dia samy mody avy eo, tsisy fandaharam-potoana raikitra? Mety hanahirana be ve raha toa ka mba asian´ny mpikarakara karazana "ordre du jour" kely iraisan´ny rehetra? Hevitra ihany ny ahy mba hanatsara zavatra sy mety hahafa-po ny tsirairay @ io fihaonana io, asa aloha e
40. rfanjav ( 25/11/2003 14:59)
Fanamarihana kely :
fihaonana sy fifankafantaran'ny namana kokoa no tena tanjona @ io 29/11 io,

nefa raha ilaina dia mety amin'io koa no ahafahantsika REHETRA (fa tsy misy mpikarakara efa voapetraka akory) midinika momba ny azo anitarana ny fifaneraserana an-tsoratra teo aloha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2447