Mahaizamamindra

1. mahaizamifidy ( 24/09/2003 17:24)
Ianareo ve mahatsikaritra fa ny akabeazan ny köfa ao@ tanana @zao surtout le miondana, efa nahazo famindra somary miaingaainga kely daholo,amboarina ve ireny sa natiora e!?,de inona ny tanjona?,sa hoe zan mafibe,mba teneno ny hevitrareo anareo.
2. hery ( 24/09/2003 18:36)
:)
Famindra nolovana avy tamin'ny amerikana mainty hoditra ireny kah... Rehefa manaraka an'ilay fiakanjo sy satroka dia tsy maintsy ampifanarahana ihany koa ny famindra.
Fa izao no nolazaiko tamin'ny zandriko lahy indray andro izay hoe... taiza no mbola nahita prézidà nivoaka avy tamin'ireny milieu ireny? Koa raha té ho olona ambony dia...
3. mahaizamifidy ( 24/09/2003 08:43)
Tsy ratsy ilay valin-teninao,fa ny tena tiako ho fantatra dia hoe:inona ny tanjona?,amiko mantsy raha entina hanindritsindrina ny piara-belona ilay izy dia aleo mihitsy angamba mandinin-tena kely,raha entiny any am-piangonana moa dia azy ny azy.
4. xxx ( 24/09/2003 10:29)
Ny fahitako anio dia mety avy @ilay sipa matérialiste ireny ihany no mahatonganio,satria ry zareo vao mijery bandy dia tonga dia ny kitronlà sy ny mbalanlà no kobony voaloha,dia miaingaainga anzay ny tary misy aseho,dia mba mianatra koa ny tsy misy.
5. xxx ( 24/09/2003 12:50)
Nolovana sa nalana tahaka.
6. mahaizamifidy ( 26/09/2003 09:20)
Tsy any mihitsy ny olana ry akama,ny zavatra hita izao dia mivika lisany no taraiky,taraiky @ zavatra tsy ahitana soa akory,ahitan ialahy soa angaha ilay miaingaainga kely,avelao izay nanolotra ny tenany @ HH sy ny BB hanoy ny lalany,fa ialahy aza variana @izany rehefa sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery,TARAIKY oa ialahy, tsy mazava @ialahy ve zany e!,de sanatria ve izany fikan ialahy izany no hibahana,Misainà tsara fa an ialahy ny lohan ialahy
7. rinakely1 ( 29/11/2003 13:30)
Lamaody reny ry se an. Mba manaraka ny zava-misy e! Mbola tanora aloha ka aleo manararoatra fa refa bb sy dadab v hafaka hiaingainga fande tsony e! HI HI HI
8. ikaretsaka ( 03/12/2003 14:57)
ny an'ny panao Rap gasy koa ve mba misy basy na Drogue afenina ao anatin'iny pataloha miborotsaka be iny sa?
9. mouvoka ( 14/12/2003 20:44)
Ny an'i hery kosa efa tena .... Ary angaha rehefa hifidy prezida dia jerena koa ny fandehany ? Ary araka ny hevitr'i hery, aiza ny milieu mpamoaka prezida ???
10. ikaretsaka ( 30/12/2003 17:00)
tsy milieu mpanao rap aloha e
11. fijo ( 30/12/2003 18:56)
raha nananatra ny zandriny rahery,dia fitiavany azy no nilazany an'io,fatsy hoe,rehefa hifidy prezida sns.ny olana amin'io fanarahana lamaody io anie ry zalahy dia izao e.tsy fantatra akory hoe avy aiza izy io,ary inona no antony.marina ilay hoe avy any amin'dry karetsaka ilay lamaody,ary ny antony dia io efa voalaza io,fa atao fanafenana basy sy rongony no nanaovana azy higolobaka be toa io.aty frantsa koa maro no tsy nahalala io antony io,ka nony nahafantatra dia niala moramora.ka raha tiananreo ny ho toa azy ireny dia malalaka ny fangalana tahaka.
12. ikaretsaka ( 02/01/2004 17:47)
ny tena tsy mazava amin'ilay tantara ange dia misy olona dia faly hangala tahaka fotsiny fa tsy manadihady ny fotony akory e! raha sendra nandalo Banlieue parisien moa teo alohaloha teo dia mba nanontany hoe fa maninona no manao an'ireny dia hoe satria hono izany ny lamaody aty Amerika, dia nanontaniako hoe lamony aiza ho aizan'i amerika?
Tsy ho Brooklyn na South Bronx na west Phila mihitsy any Isotry! Mbola tsy nazava ihany angaha ny hiran'i Lemiso te hampitovy an'i Bekiraro amin' i Texas?
13. mazely ( 29/03/2004 18:49)
sao dia variana @lamaody ka ho hitsakitsahiny avy eo e!
14. ikaretsaka ( 02/04/2004 18:44)
mba eritreretina koa ny toerana misy ny tena fa tsy heo ze mety ary dia mety any 2 tena daholo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1645