Mahaleo

1. dd ( 12/08/2003 16:18)
Raha sendra hiran'i Mahaleo iray zay ny tenako dia nahatsiaro ny fahazazana, sao mba misy manana ity hiran'i Mahaleo ity : "Tena tia", eto amin'ny tononkira misy ny tonony fa mba tiako henoina mihitsy izy.
Dia misaotra ny zalahy sy zavavy.
novalian'i dd ny 02/03/2004 17:13
2. dd ( 02/03/2004 17:13)
Dia mbola averiko ihany sao misy manana io hiran'i Mahaleo io na k-pila na k7, na kD, mety daholo ...
Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1636