Inna no atao?

1. xxx ( 12/06/2003 11:23)
Tsy de gravy manao ahonn ny olako fa zany hoe mba tiako ho fantatra fotsiny ny hevitry ny hafa...
Zao: j'ai 18 ans zany de klass terminala aho ary miaraka@na olona 16ans:eny e! mbola azo lazaina hoe kely nefa "l'amour n'a pas d'âge " hono.
Vao haingana zay no niaraka de samy TIA be nefa ny olona manodidina any otran'ny hoe tsy mahatanty ngah! Isaky ny eny an-tanana de sady vandravandrany no adalainy de alazany @R@R le bajo ....(na ny lehibe aza toa manao, na ny profny aza mahita mandeh any an-tranony handaza)
Sady izy koa somary saro-kenatra izay ihany ka tsy hitako loatra zay azo tao e!
Inna no mba mety hevitrareo fa ny rainy koa otran'ny tsy dia tia ahy zany fa somary jereny tsara foana aho rehefa mandalo any @ny.
Zah nefa tsy dia malaza de maditra firy.
Misaotra mialoha e!
novalian'i shala ny 01/10/2013 06:16
2. zarai ( 12/06/2003 11:26)
Ka ianareo angaha moa manao ratsy e! Tohizo ny fiarahana fa tandremo ny mi-gaffe. Mahereza
3. trimo ( 12/06/2003 17:53)
izao r'ise aza atao mahakivy izany fa ny ho avin'ny fitiavanareo jerena
ny mpanejika toujour afara akoatra izay koa ry zandry kely mahaiza mitsinjo ny ho avinao dieny izao izany tokony efa hahay haka fanampahan-kevitra ianao dieny izao fa aza varina mihaino spect. COURRAGE ZANDRY
4. mino4 ( 12/06/2003 18:25)
aza dia variana be loatra @ io anefa ry zandry fa ataovy aloha ny tanjona ny fianarana izany, fa rehefa tena ny fitiavana no be ao aminareo dia mety tsy dia mitombina firy loatra ny fianarana raha tsy hoe angaha matotra tsara ianareo diniho tsara mahereza e!*
5. xxx ( 15/06/2003 16:50)
Misaotra betsaka t@ny valinteninareo de mahereza sy mazotoa daholo e!
MERCI!!!!!
6. voangy ( 16/06/2003 19:40)
aza dia rarahiana loatra koa izay mety tenenin`ny manodidina fa ny olna dia ohatr`izany foana,ny hanimba anareo ihany ny tanjony iza moa no mahalala fa io prof io koa anie mety tia azy?
Mitandrema ihany
7. anjakely ( 20/06/2003 15:39)
ereto ao izy fa tsy maintsy tin'ny dadny fôna eno ra tean mbola tinao izy! fa aza manao zvt hafahafa am le jô fotsiny alo fa ton,ga enao de silaka be e!
8. jm ( 03/12/2003 13:12)
Tsy koi zany letsy à,tiavo milay be fotsiny izy dé zay,élà anie tsy mitory fitiavana amin'ny manodididna na amin'ny r@r-ny é,fa aminy,fa aza manao fô-casse fotsiny.
mifankatiava tsara
9. shala ( 01/10/2013 06:16)
crg les ela!ts ianareo roa ian no tojon zan f zay rht manapitiavan eto ambon tan,maaiz ftsn mitondr tena zay ian,ataov fatan manodi2na&RAD f mifankati ianareo ar tsis masakan an io zan,f na z ar mbl miaina grave nh zn f ts mak lag z f entiko mor2 en fon.
nareo 2 ian ko matong an io ety&tsia.maerez e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2118