mpihira

1. orlando ( 17/04/2003 13:16)
izaho de mpihira, orlando jomaka ny anarako rehefa mihira, fa izao no lazaiko, mbola sarotra ho an'ny artiste vao misondrotra ny hisongadina eto amintsika satria mbola mi existe ny matracage izay tena vola be tokoa, asa na mba inona ny vaha olana amin'io
novalian'i felicia ny 04/04/2005 00:38
2. hery ( 17/04/2003 14:24)
Inona kay ilay matracage dia inona no maha olana azy?
3. rooh ( 22/04/2003 16:20)
Mba azavao tsara izany hoe Matracage izany fa tena tsy fatantray mihitsy zany!!??Sady ahoana no mahasarotra azy??
4. fidia ( 02/05/2003 15:18)
inona no atony mety mahatonga zany, inona tokoa hoa le matracage e toa teny hafahafa be
5. sifotra ( 07/05/2003 16:36)
eny wa ! inn marina le matracage? mlatraque anaty cage ve ? ary i Orlando jomaka ve manana hira ?
6. xxx ( 07/05/2003 17:13)
De zao ko wa: inn le matracage kay ?
7. harnik ( 10/07/2003 19:29)
Matracage ngamba no lohatenin'ilay hira de sarotra hianarana be; sady mbôla tsy henoko mintsy io hira io.
8. dd ( 11/07/2003 10:54)
ny fahazoako ilay matracage dia matracage mediatique angamba! voatery mandoa vola be ve ny artiste rehefa te ho fanta-bahoaka any amintsika ? ...
9. xxx ( 22/09/2003 18:35)
Ilay matracage dia izao no izy: raha tiana handeha
10. rinakely1 ( 29/11/2003 13:47)
???????????
11. ikaretsaka ( 03/12/2003 14:47)
Tokony asiana Section dictionnaire koa ato raha izao no mitohy...samy sahirana mi matracage eo daholo dia tsy azo ilay message!
12. mouvoka ( 14/12/2003 20:39)
Tany Antsonjombe t@ "antananarivo mifety" izao no nahitako an'i orlando jomaka. Ary ianao angaha tsy manana mpitendry ? Nahoana no atao playback ny hira ?. Tamin'iny izao ianao tokony nanao matracage tsara sa ianao nadoa vola t@ fandraisana anjara t@ iny ?Firy izao ny hiranao dia firy no efa mandeha @ haino aman-jery ? Dia rahoviana ianao no hanao spectacle ? amiko aloha tsy misy afa-tsy ny famoahana ny hira any @ haino amanjery no vahaolna e? Sa ahoana hoy ianao ?. Atry aza dia jomaka hoatry ny anaranao loatra ny tononkiranao fa mahatafintohina ny sofin'ny mpanjifa; dia lazaina fa ny matracage no tsy ampy ???
13. sifotra ( 24/12/2003 19:14)
de nilay ve le vazon'i orlando jomaka? sa maty ra kazy ?
14. sifotra ( 24/12/2003 19:25)
de nilay ve le vazon'i orlando jomaka? sa maty ra kazy ?
15. mouvoka ( 12/01/2004 18:31)
Izy tsy mety mamaly, \"fa manin\' aiano e no antsoiko tsy mety mamaly ?; fa manin\' ianao e maso mena manganohano ?; Ino raha manahiran\'é, ..... maty ra kazy ve raha manahiran\'e ?\"...

Izaho aloha tafintohina t@ tononkiran\'i orlando e. Toa misy hoe \"mangetotra...\" izay ilay izy ???
16. beko ( 15/04/2004 21:45)
ohatran ny matracom be koa zany tononkira izany . Dia inona ndray hoe ny dikan izany matracom
17. totty ( 23/01/2005 12:25)
:lol: :lol: :lol: maty marina ra kazy ra jomaka a!! :lol: :lol: :lol:
18. felicia ( 04/04/2005 00:38)
inona marina le matracage orlando????? :?: :?: :?: tsy afaka manome hevitra zay raha tsy azo tsara le tianao lazaina...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1987