demission
1. diamondra27
(
15/07/2008 07:21)
http://www.lepoint.fr/actualites-politique/l-ambassadeur-de-france-a-madagascar-demissionne/917/0/260342
fa inona hono no tena saika we asa hataony nefa nosakanana tsy nomena fahefana hanaovana azy e
tena tsy maharaka fa mba lazao vaovao e

novalian'i tsimati ny 17/07/2008 06:51
2. kidoropamba
(
15/07/2008 08:27)
Resaka tena "politika avo lenta" io, satria resaka "dadarabe".
Araka ny tenin'ny Elysée nosoratan'i Jeune afrique anio mantsy dia tsy laitran'ny "dadarabe" an'i filoha hajaina Ravalomanana ity Le lidec ity satria mitondra tandindona hafahafa: Raha tany Congo i lery, dia nisy namono ingahy Josefa Kabila, filoham-pirenena; Raha tany Cote d'Ivoara lery dia raikitra ny kirizy be tany @ tany io ka voazara anankiroa be izao ilay firenena. Indrindra fa "franc maçon' ity ranamana ity ka tena tsy mahita tory mihitsy ny filoha hajaina Ravalomanana satria mifanipaka ilay "sikidy" roa. Resaka adina "dadarabe" io ka tsy tsara hidirana loatra sao mampidi-doza eo.
foa! foa! foa!
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

3. ravatorano
(
15/07/2008 09:18)
jreo ny gazety mivoaka anio eto madagasikara fa mitantara an io avokoa
ny hevitro : tsy haiko loatra izany resak sikidy sy daedarabe izany fa misy hifandraisany tokoa aloha hoe ahona no io rangahy io no notendrena taty nefa ny toerana nandalovany taloha toa na nisy ady antrano na nisy famonoana filoha.Efa nisy kiana ihany tamin'ny fahatongavan'Ingahirainy io fa dia mbola tafajanona moa izany izy saingy izao dia io iraha mahita io
Za tsy mahay resaka diplomasia satria itako fa any izy io ary feno politika lalina tokoa ka dia ho hita eo izay fandehany fa tsy maintsy hisy akony aloha izany izao resaka natsidik'ilay masoivoho frantsay izao

4. hery
(
15/07/2008 09:24)
http://jentilisa.blaogy.com/post/122/5051 koa ny filazan'i Jentilisa ny mety ho antony.
5. ravatorano
(
15/07/2008 11:35)
“Tsy maintsy mandao anareo ato ho ato aho !”, hoy ny Ambasadaoro frantsay, SEM Gildas Le Lidec, omaly nandritra ny lanonana fankalazana ny 14 jolay. “Nampalahelo ahy tokoa fa tsy mba navelan’ny Filohan’ny Repoblika malagasy hamita ny iraka nampanaovin’ny Filohan’ny Repoblika frantsay vao volana vitsivitsy lasa monja aho”, hoy izy nanohy ny teniny. Toy ny vara-datsaka no nianjeran’izany teny izany tamin’ireo nanatrika ny lanonana teny Ivandry. Raha hitsiana mantsy dia hoe: nampodian’ny fitondram-panjakana frantsay ny tenany. Misy disadisa eo amin’i Madagasikara sy i Frantsa.
Notsiahiviny anefa fa nanome fanampiana betsaka ho antsika ny fireneny ary mifandray sy miara-miasa tsara ny Malagasy sy ny Frantsay eo amin’ny fanatanterahana ireo tetikasa fampandrosoana nosoritan’ny Filoha Ravalomanana izay tohanan’ny fitondram-panjakana frantsay ary mbola vonona hanohy an’izany hatrany i Frantsa, hoy izy.
Ny faha-15 febroary teo moa izy no tonga teto rehefa nahazo ny fanendrena azy ny faha-23 novambra 2007. Ny 27 febroary izy no noraisin’ny Praiminisitra, dia izay. Tao anatin’ny efa-bolana mahery izany izao no niandrasany ny fampiantranoan’ny Filoha Ravalomanana azy. Tsy fahavononana hifandray no nandraisan’ny fitondram-panjakana frantsay an’izay ka dia izao izy nampodiany izao. Ho voarakitra ao amin’ny tantara io.
gazetiko
15/07/2008
Rafidy

6. kidoropamba
(
15/07/2008 11:54)
Tsy hanolo-bato mafAna an'i filoha hajaina aho ka izao:
Mampieritreritra be ihany ity diplaomasia ity satria matetika tsy izay hitodihan'ny maso ny hianjeran'ny baomba.
Misy finaritra ery isika fa nodakAn'ny filoha hajaina Ravalomanana ity ambasadaoro firantsay ity ka mihebohebo sy mibitika ery fa mahery ny tompontsika, Ravalomanana. Eny! tsy azo hiadian-kevitra fa mahery ity tompontsika ity fa SAINGY KOSA indray mitoraka ity dia misy zavatra manitikitika ahy ka sao lahy dia misy manolo-bato mafAna ny filoha hajaina Ravalomanana:
Izao ilay izy:
- Raha tena i filoha hajaina marina no nitondra ity baolina ity, nahoana kay no ingahy Ambasadaoro no nampilAza azy voalohany t@ mpanao gazety, ARY t@ andron'ny fety nasionaly firantsay? Mahagaga!!!
- Raha tena i filoha hajaina marina no tena mazana t@ ity aferafera ity, nahoana ingahy zokinibe Ramarisely toa nihanahAna sahala @ zanak'Akoho natelindrRamenarana t@ io fotoana io? Io ihany dia efa manambara amiko fa TSY nampoizin'ingahy zokibe Ramarisely ity fanambarAna nataon'i ambasadaoro ity.
- Nahoana koa no @ fankalazAna ny fety nasionaly firantsay no nanankin'ingahy Ambasadaoro io kabary io mivantAna @ fitantanan'ny lafirantsa ny Uniona eoropeana, ny fanampian'ny lafirantsa any Madagasikara sy ny hatezerany fa tsy voarain'ny filoha hajaina izy. Ny fahazahoaka azy dia fetimpirenena firantsay no tokony naonaovan'ingahy ambasadaoro kabary fa tsy ny disadisa misy aminy sy ny ny filoha hajaina.
Velompanontaniana ary aho hoe: Inona no ambadik'ity kabary izay tsy misy idiran'ny fety nasionaly firantsay mihitsy?
Azon'ingahy Ambasadaoro natao ny niantso mpanao gazety ka nanao kaoferansa nilazAny izao zavatra rehetra izao satria tsy misy ny idiran'ny fety nasionaly firantsay @ izany.
Ary ny fahitako azy dia "nidiran'ny baolina" iray ny vavahadin'ingahy filoha hajaina fa tsy izy mihitsy no nitondra ny baolina teto. Inona Ary no ho lazain'ny filoha rahampitso? Hideradera fa avy nandraoka an'ilay farantsay? @ diplomasia izany dia tsy "hery" (tsy ilay mpandrindra ny serasera akory an) fa "loza". Raha hilaza kosa izy hoe ny disadisa, dia mbola ho "loza" ihany koa ho azy izay (izay tsy ataony mihitsy). ARY HANAO ahoana ny MAP satria ny Uniona eropeana no tena mpamatsy vola antsika amin'io ary mbola mila vola 10 miliara dolara isika malagasy vao tafavaoka io MAP io.
Aleoko mitandrina ary miomana tsara fa "raha tsy ny filoha hajaina no nitondra ny baolina dia heveriko izany fa ireo fahavalo no mitondra azy" ka mila mailo.

7. diamondra27
(
15/07/2008 13:06)
ohatry ny asa rehetra ihany aloha io e! tsy maintsy ny tompon'asa ihany no mampahafantatra ilay izy amin'ny be sy ny maro hoe: hiala aho, izany hoe: mametraka demande de demission izay vao mampilaza amin'ny collegue ny lehibe we , hiala i ranona de misy demande de preavis
fa eto moa zany de le olona hiala no niteny .... :roll:
ny fantatra dia misy raha ao matoa tsy nanaiky ny filoha, a suivre...

8. kidoropamba
(
15/07/2008 13:25)
Mety marina izany! ary zavatra fanao @ asa maro io. Saingy diplaomasia izy ity ^:^ !
Na "misy raha ao matoa tsy nanaiky ny filoha hajaina", na "misy raha ao matoa ny an'i ambasadaoro firantsay no nalefany aloha".
ho hitantsika eo marina ny tohiny.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana

9. ratakktikk
(
15/07/2008 13:53)
Tsy voatery hanaiky lembenana amin'izay tsy mety rehetra ataon'ny vahiny ny malagasy. Manana ny fiandrianam-pireneny izy ka tokony hajain'ny masoivoho vahiny rehetra izany, tahaka ny hanajan'ny masoivoho rehetra any ivelany ny raharaha politika sy ny fiandrianan'ny firenena anaovany iraka.
ekena fa mbola manambitamby vola sy fanampiana avy any ivelany i madagasikara, saingy raha izay no hanitsahana azy an-tampon-doha dia ataoko fa mety raha mba mamaly izy.
efa fantatra ny tanjon'ny frantsay fa ny hanao izay hangejana hatramin'ny farany ny zanataniny fa tsy ny hampandroso azy velively.
tsy adala ny mpitondra f'efa fantany mialoha izay mety vokatry ny fanapahan-kevitra raisiny matoa nataony.
Fiarovan-tena ny an'ny frantsay ka ny balany no nataony tonga aloha mba hanadiovana tena sy handisoana tantara tahaka ny efa nandisoany ny tantaran'ny malagasy tany aloha ka tiany hotihizana hatramin'izao.

10. kidoropamba
(
15/07/2008 13:57)
Resaka dadarabe hoa izy ity. hin!hin!hin!
L'ambassadeur de France renvoyé de Madagascar pour conjurer son mauvais oeil
LE MONDE | 15.07.08 | 14h26 • Mis à jour le 15.07.08 | 14h27
Je regrette profondément que le président de la République malgache ne m'ait pas accordé la moindre chance de pouvoir accomplir l'exaltante mission dont je rêvais depuis longtemps." C'est en ces termes on ne peut plus diplomatiques et sibyllins que l'ambassadeur de France à Madagascar, Gildas Le Lidec, a annoncé, lundi 14 juillet, que le président malgache avait demandé et obtenu son rappel prématuré à Paris.
"Ce premier 14 juillet sur la Grande Ile sera également le dernier", a ajouté le diplomate devant les centaines de personnes invitées à la résidence de l'ambassade de France à Antananarivo, la capitale, à l'occasion de la fête nationale française.
M. Le Lidec avait présenté ses lettres de créances au président Marc Ravalomana il y a à peine cinq mois, en février. Depuis, il n'avait rencontré - brièvement - le chef de l'Etat malgache qu'à une seule occasion. Toutes ses demandes d'audience étaient restées lettre morte.
Pourquoi cet ostracisme doublé de démarches auprès des autorités françaises pour obtenir le départ du diplomate ? Le sujet était-il si capital pour justifier qu'il ait été abordé, selon certaines sources, lors d'un entretien en avril entre le président malgache et Nicolas Sarkozy ? "Il n'y a aucune raison logique et valable à ce comportement. Tant d'un point de vue diplomatique que personnel, le comportement de M. Le Lidec a été irréprochable", assure-t-on en haut lieu à Paris.
La raison de la défiance dont est victime le diplomate tient, selon les responsables français, à la personnalité du président Ravalomana, "un homme jeune à la fois moderne et superstitieux, voire arriéré". Le président malgache redouterait d'être victime du "mauvais oeil" de M. Le Lidec. L'ambassadeur de France était en poste à Kinshasa lors de l'assassinat de Laurent-Désiré Kabila, tout comme il était à Abidjan lorsque des rebelles ont tenté - en vain - un coup d'Etat contre le président Laurent Gbagbo. "On sait qu'il a parlé de Le Lidec avec le président ivoirien", confirme-t-on à Paris. "Dans la diplomatie il y a toujours des hauts et des bas. Il faut éviter d'être surpris", a commenté le ministre des affaires étrangères malgaches, Marcel Ranjeva, après les déclarations publiques du diplomate français.
La France sait désormais que, pour succéder à M. Le Lidec, il lui faut envoyer dans la Grande Ile un diplomate qui n'a connu ni coup d'Etat, ni assassinat politique.
Jean-Pierre Tuquoi
Article paru dans l'édition du 16.07.08
Ravalo Ihany!
Ravalo hatrany!
God save Ravalomanana^:^

11. kidoropamba
(
15/07/2008 13:59)
Aie!aie! aie! aie!
Tena toantsaina gidro mihitsy ity ataon'ny lemonde ity le aza. Mitaky "ekisikiOzy" aho fa manala baraka ity:
"La raison de la défiance dont est victime le diplomate tient, selon les responsables français, à la personnalité du président Ravalomana, "un homme jeune à la fois moderne et superstitieux, voire arriéré". Le président malgache redouterait d'être victime du "mauvais oeil" de M. Le Lidec. "
Ravalomanana Ihany!

12. ratakktikk
(
15/07/2008 14:36)
Fangaha moa kidoropamba mihevitra fa olona nahita fivoarana ny fijerin'ny frantsay anao malagasy kely io na manana PHD aza!!!
Matoa izy sahy manao ireny fihetsika rehetra ireny dia mbola midika fanimbazimbana sy fanaovana tsinotsinona no dikany.
tahaka io ataon'i Kidoropamba amin'ny teny malagasy io.
tsy maintsy ho voahosopotaka foana ny tompon'andraikitra malagasy amin'io na dia manana ny marina aza. Efa izay ny fomba fisainana voanjo ka mbola fikiriny.
Izy manana gazety maondy, ary ny anao mba inona?
Izay mangina volamena, tsy hain'ny frantsay izany....

14. kidoropamba
(
15/07/2008 14:47)
Raha azoko dia efa "takatr'ireo vAzA" ilay takitikandRataktikk satria avy nozanahiny taloha ka lasa mitrerona ankehitriny feno fO mankahAla?
Raha resaka gazety indray dia samy manana e: Siora aho fa rahampitso ihany dia izao ny lohateny ao amin'ny gazetinay: lequotidien: vote kamikaze !na hoe: "Resy ilay menasofina ka nandositra!".
Tandremo razandry fa resaka dipilaomasia ity hatao ka sao lahy ka voa tehamaina avy any avy eo midodododo mitomany.
Hanatra no omeko anao.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana^:^
Raha resaka gazety indray dia samy manana e: Siora aho fa rahampitso ihany dia izao ny lohateny ao amin'ny gazetinay: lequotidien: vote kamikaze !na hoe: "Resy ilay menasofina ka nandositra!".
Tandremo razandry fa resaka dipilaomasia ity hatao ka sao lahy ka voa tehamaina avy any avy eo midodododo mitomany.
Hanatra no omeko anao.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana^:^
15. tsimati
(
15/07/2008 14:59)
Aleo andeha izay lasa fa tsy raharahanay Malagasy izany. Ny mitomany mijanona Frantsa no mety hiahiahy angamba.
16. kidoropamba
(
15/07/2008 15:20)
Marina ny any tsimati. Bizna ihany! bizna hatrany! ny sisa rehetra dia poakaty.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana^:^
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana^:^
17. ratakktikk
(
15/07/2008 15:20)
Tsy haiko na fo mankahala na fijery mahitsy izy io.
Maherin'ny an-tsasamanila (50%)n' ny Orinasa eto madagasikara dia mbola frantsay avokoa ny tompony, eo am-pelatanany ny banky matanjaka rehetra eto madagasikara, matetika saika lasany avokoa ny tolo-barotra amin'ny tetikasam-panjakana (fanaovana lalana, fanorenana sekoly sy toeram-pitsaboana);
ka tsy haiko hoe inona ny vokatr'izany rehetra izany eo amin'ny toekarena malagasy.
Mba miangavy kely ny avara-pianarana sy mpahay toekarena kidoropamba hanazava an'io.

18. kidoropamba
(
15/07/2008 15:29)
Hitako fa mamely ny filoha hajaina Ravalomanana ankolaka ianao io "ratakta".
Ilay pilazy any nosybe nomena an'i vAzA ve io tianao lazaina io sa ireto QMM, sheritt nanaovana varoboba ny tanindrAzana?
Marina aloha fa ireto firantsay dia tena mangoronkarena mihitsy. Izany angamba no nahatonga ny filoha hajaina Ravalomanana nanao lalAna ahafahan'ireo vahiny mividy ny tanindrAzantsika satria mba ahatongavan'ireo kanadiana, sinoa, sy norveziana na zamerikAna hanala an'ireo firantsay ireo ao dago.
Ndao hanaovana petision hanesroana an'ireo vAzA firantsay ao madagasikara ao fa somary manabataba fotsiny ity ry zareo. Kanefa aleo miandry kely satria mbola tsy vonona ny ALMA haka ny fanaovandAlana, ary ny MAGRO mbola tsy nanangana banky. Kely sisa, mandat faha telo dia raikitra io.

19. karavasy
(
15/07/2008 16:13)
Efa hita fa samy nareo avara-pianarana izao io mody mampiady baolina io. Aleo samy hamay eo fa rohay ny Frantsay. :-D :-D :-D
20. kidoropamba
(
15/07/2008 17:19)
Mihestika anao ry filoha hajaina fa mitaky ny fandroahana firantsay ny vahoaka. Avohay ny tangEna, hangony ny tady, fa raikitra Ary ny VVS.
Ary tokony hafainganina satria mitady hamaly ry zareo.