demission
21. saho
(
15/07/2008 17:19)
tena mba dadany indray izany resaka diplomatie nisy tato andaniny sy ankilany izany
Za aloha ny hevitro araka ny mpitazana sy mpandinika dia izao
sarotra ho antsika malagasy ary hisy fiantraikany @ resaka toekarena malagasy ny tsy firarahina ny firenena ara pifandraisana diplomasia frantsay
Mba mahay bizna ihany ra9 fa dia nahoana no manao resaka fo fa tsy ny saina no hampiasaina....izay maharitra moa hoy ny gasy vadin'andriana...
Mba nikipy ny maso fa efa voadaka anie dia misy fiantraikany e....
Firifiry ny investisseur frantsay sy ireo mponina frantsay miasa ao mada, na branche banky na resaka branche matanjaka mpamatsy total sns....
Na ny fomba fampiresahana pourcentage ny fomba hiaingana voalohany miala bord aza mbola frantsay...
O zalahy e, manary akoho tamana antrano sa dia fampirafesana no ilaina, hiala daholo ny vazaha frantsay rehetra dia ahoana...fankalahana indray no hisy eo @ frantsay sy malagasy na ao France na any Mada...
Raha za mpitazana manokana aloha dia frantsay foana no efa nahavita hatrizay ary mada tsy ho tonga lafatra noho ny be mokon-doha fa ny saina no ampiasao....ka na rainiboto no solelakao ara-dipomasia, ny azy ny saina no miasa fa tsy ny fo izay miteraka fitiavana sy fifankahalana...
Bizna , Bizna hatrany na ara-Diplomasia aza, akipy ny maso izay no atao hoe diplomatie ambadika sy ambadika, mifamaly ireo fa raha fifankalahana dia tena tsy misy zavatra vita mivaingana
Business is allround the world!!!! =D> =D> =D> =D>

22. kidoropamba
(
15/07/2008 17:55)
Ho tonga @ izay angamba ny volan'i MAP satria lasa ilay "tandidona maizina" an'i filoha hajaina Ravalomanana.
Somary kivikivy ihany aho mahita ny filoha hajaina Ravalomanana matahotra marina ny "dadarabe" an'i lelidec. Inona foana ary no nividianana an'ireny Osy mainty sy menamena teny Iavoloha ireny raha toa ka ity vAzA ity dia manakana ny torimason'ny filoha hajaina? Tokony esorina @ asany ireo "konsahiE sipesialy" be dia be mikirakira ny "raharahan-danitra sy ny zavaboary" ao @ prezidansa ao.
Ho Tafita Amin'izay Isika Malagasy fa lasa ny "loza" nanakana ny fandrosoana hatram'in'ny 2002.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^

23. ratakktikk
(
15/07/2008 19:24)
Miseho vatana daholo amin'izay ny tarana-boanjo fa may ny endim-boanjo.
"Lasa vazaha misolo vazaha" ozizy ilay kisarisary zary tenany tao amin'ny gazety tao.
Vao kidoropamba rery no hany nitondra resaka dadarabe teto amin'ity sehatra iray ity.
raha tarafina amin'ny sary asehony eo io sy ny solon'anarany ary ity zavatra teneniny ity dia olona mavita mamosavy sy mbola milalao ody ratsy i kidoropamba.
atahory...!!!!!

24. penguin
(
16/07/2008 00:03)
Izahay koa manampy fa mila miala amin'ny Frantsay ny gasy ary aleo ahantra raha ahantra. izay any sy efa lasa Frantsay tsy olanareo ny fahantranay fa anay. Izahay ny tsy hanana asa raha mody ny orin'asa frantsay lazainareo. izahay no miaritra ny vidimpihainana lafo fa nareo miadana ary efa lasa Frantsay. Raha matahotra ianareo sao voatsipy mody dia tsara ho anareo koa izany. Frantsay tsy ilainay.
25. kidoropamba
(
16/07/2008 09:30)
Io ary fa mba marina ilay lazain'ny penguin: "aleo ahantra raha ahantra".
Izay mihitsy ilay tetika ka. Ela ange nareo izany vao mahatakatra ilay filozofian'i filoha hajaina Ravalomanana e.
Bizna hoa no tena tanjona. Fa tsy misy bizna mandeha tsara eo raha tsy donto ny vahoaka. ObilizE io. Io ary isika fa tonga aminy ihany: Manaiky fahantrAna noho ny fitiavantanindrAzana. Azo atao izany izao ny manao bizna, varoboba tanindnrAzana sy fandrobAna ny harempirenena.
Tsy azontsika toherina intsony izany satria manaiky isika fa te-ahantra. Sahala @ Sekou tourE e.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika

26. kalointsika
(
16/07/2008 10:15)
O rakidoro a! raha mahay modia e! inona no mbola hifikirana any anona any nef mahay diplomasia. ampiasao aty an-tanindrazana ny PHD. sao ko enao mihevitr f enao io ts zanahin'ny vahiny ankolaka. lasany enao, ataoko mits az oe ts "colonisé" fa tena "esclave" mits satri tanindrazan'oul no ampandrosoina d ny an'ny tena korontanina. Mahay enao ka!
May God Bless Kidoropamba!!! Amen
May God Bless Kidoropamba!!! Amen
27. kidoropamba
(
16/07/2008 11:54)
zA raha mahita ny anarana "kalointsika" dia tonga dia mitamberina amiko foana ilay hoe: "kalon'ny fahiny". Ireny bandy mamalankira indraindray ary manao hira tsy mety tapitra mihitsy mikIka zany rey olona an! Ireny bandy milaza fa hoe: "Ny alina any amponja eo anilanao manjary lohataona..." bandy be revy e.
Zaho zao efa retirety (fonkisionera taloha) ka "mikandra" eto amin'ny serasera mba hanaboriboriana ny karama-na retirety isambolana fa tsy ampy mihitsy hivelomana.
Raha mahita ity "kalointsika" ity aho dia toa malemilemy izay ny foko, kanefa raha vao mamaky izay lazainy dia tena safotra mihitsy fa tsy misy mihitsy ny maha "kalo" azy. Tonga dia sarin'i badboy no hitako amin'ny izay sorAtany.
Ka tsotra ny ahy: Raha tia tanindrAzana sy hampandroso firenena malagasy, dia Tohano ny filoha hajaina Ravalomanana.
Tsotra! mazava! tsy misy lainga!
Dera sy laza hoanao Ravalomanana tompo mahery ^:^

28. kalointsika
(
16/07/2008 12:24)
ndriiiiiiiiy! de mbola hoy aho hoe ndriiiiiiyyyy! ataoko teny frantsay ho azo tsara? je dirai même plus, pooooooooooooooooooovr peti kidoro! raha mba fantatrao mants oe iza aho! diso hvt tanterak enao. ny sesika amboarina tsara fa ny fiainana mbola lavitra sao lanin'ny voalavo eo!
29. kidoropamba
(
16/07/2008 13:42)
kalointsika:
ndriiiiiiiiy! de mbola hoy aho hoe ndriiiiiiyyyy! ataoko teny frantsay ho azo tsara? je dirai même plus, pooooooooooooooooooovr peti kidoro! raha mba fantatrao mants oe iza aho! diso hvt tanterak enao. ny sesika amboarina tsara fa ny fiainana mbola lavitra sao lanin'ny voalavo eo!
Iza marina ity ianao fa tena tsy fantatro mihitsy e. Raha ohatra ka ilaina dia mba lazao ho fantatray e. Fa raha tsy ilaina kosa dia aleo ny CIS hikaroka (izay no hikaramAna azy tsinona).
Tandremo sao dia mandainga amin'ireto "siospensa" maro be ireto an!
Ny fiainanareo izany mbola lavitra ka matahotra sao lani'nny voalavo? Tsara izany, ny anay ity efa kely sisa! fa miady aloha @ fanohanana an'i filoha hajaina Ravalomanana.
Dera sy laza hoan'i tompo mahery Ravalomanana
tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika ^:^
30. kalointsika
(
16/07/2008 13:58)
raha kely sisa ny fiainanao de "profitez la vie" oz le hira zay sao lany andro amin'ny fitsikerana ftsn ka ny ao am-bilia ts lany d ny any am-bilany takarina. ok rangà d mirary soa ny dinosaure a!
31. kidoropamba
(
16/07/2008 14:13)
hin!hin!hin!
Tena miprofita mihitsy alo zA @ lavia e.
Zay lay hanohanakao an'i filoha hajaina Ravalomanana
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save the king, Ravalomanana ^:^

32. tsimati
(
16/07/2008 14:29)
Filahanay io tsy homenay ra-kidoro na hitomany sisasisany aza ianao :-D :-D :-D
33. nanas
(
16/07/2008 16:50)
kalointsika:
ndriiiiiiiiy! de mbola hoy aho hoe ndriiiiiiyyyy! ataoko teny frantsay ho azo tsara? je dirai même plus, pooooooooooooooooooovr peti kidoro! raha mba fantatrao mants oe iza aho! diso hvt tanterak enao. ny sesika amboarina tsara fa ny fiainana mbola lavitra sao lanin'ny voalavo eo!
De maninona na mbola r8 koa aza ianao io no manoratra eto, mba hafa koa zany fisainana zany!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
34. nanas
(
16/07/2008 16:53)
kalointsika:
O rakidoro a! raha mahay modia e! inona no mbola hifikirana any anona any nef mahay diplomasia. ampiasao aty an-tanindrazana ny PHD. sao ko enao mihevitr f enao io ts zanahin'ny vahiny ankolaka. lasany enao, ataoko mits az oe ts "colonisé" fa tena "esclave" mits satri tanindrazan'oul no ampandrosoina d ny an'ny tena korontanina. Mahay enao ka!
May God Bless Kidoropamba!!! Amen
Nareo aloha no mila mody voalohany fa anareo zao ny tany sy fanjakana, fa aza ny olona hafa no asesika mody. Hatramin zao toa tsy hita akory ze vita fa ny taim-bava no be dia be. Sa nareo mahazo mivoaka USA, Geneve, etsetra manao la vie fa ny hafa mody manao Laver? Mba asio fisainana kely ihany.
35. diamondra27
(
16/07/2008 21:38)
de nanao ahona le ankety aloha ry kidoropamba fa sao de dodo fotsiny no ataonareo a!
efa nisy resaka hafa ve we naninona lery no nitonontena
lazain'ny sasany fa voadaka ndray manko izy nefa samy hafa ny we voadaka sy ny we nametra-pialana sa aona rakidoro
mety ande hitsotsotra etsy am paris plage ngamba izy :-D :-D
mila suite ny tena vraie ankety aloha ze mahalala e, de merci
za mba nanao fikarohana fa tena mbola anaty lavaka foana

36. diamondra27
(
16/07/2008 22:00)
ty zao no voalazan ny midi
Politique Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Gildas Le LIDEC. Le rappel par Paris de l’ambassadeur de France à Tana est présenté et commenté presque de la même manière par la presse française.
11 demandes d’audience auprès de Ravalomanana
Le départ prématuré de l’ambassadeur de France continue d’alimenter les colonnes de la presse de l’Hexagone et de l’Océan Indien. « Disgrâce française dans l’île de Madagascar », titre le Figaro International, en rappelant que « Gildas Le Lidec avait remis ses lettres de créance au cours d’une audience express d’une durée de dix-huit minutes. Il était depuis ostracisé alors que Paris est le premier partenaire commercial de Madagascar et surtout le premier bailleur de fonds multilatéral à travers l’Union européenne dont la France assume la présidence depuis le 1er juillet. Considéré comme l’un des ambassadeurs les plus aguerris du Quai d’Orsay, cet orientaliste n’a jamais été reçu par le président Marc Ravalomanana en dépit de onze demandes. Et son retour en France apparaît comme une expulsion déguisée ».
« La poisse »
Le Figaro International de remémorer que « quarante-trois jours après son installation, Marc Ravalomanana se rend en tout cas à Paris pour réclamer la tête de l’ambassadeur. « Il porte la poisse », explique-t-il à Nicolas Sarkozy. « Sa présence laisse présager des événements fâcheux », ajoute-t-il. Il ressort satisfait de l’Elysée. « Le président a donné son assentiment comme il avait arbitré en faveur d’Omar Bongo, au sujet de la querelle entre le président gabonais et Jean-Marie Bockel », commente un haut fonctionnaire du ministère des Affaires Etrangères ».
Rapports
Le Figaro de rappeler également que « les ennuis du diplomate avaient commencé dès l’an dernier par une campagne de presse contre sa candidature orchestrée par l’entourage du chef de l’Etat. « Il vient pour tuer le président », prévenaient les journaux. Les médias mettaient en cause le passé de l’ambassadeur en poste à Kinshasa lors de l’assassinat du président congolais Laurent-Désiré Kabila en octobre 2000 puis en fonction à Abidjan de 2002 à 2005 durant la rébellion armée contre le président ivoirien Laurent Gbagbo. Ils oubliaient qu’en marge de ces épisodes agités, l’ambassadeur a servi au Cambodge de 1994 à 1998 sans déclencher de génocide et a été nommé au Japon en 2005, une année où aucune catastrophe majeure ne s’est produite ». Thierry Oberlé de terminer son article en soulignant que « au pouvoir depuis 2002, Marc Ravalomanana entretient des rapports compliqués avec l’ancienne puissance coloniale qu’il soupçonne de manière récurrente de ne pas l’apprécier à sa juste valeur ».
CV
Même son de cloche du côté d’Europe 1 qui titre : « Madagascar : l’ambassadeur contraint de plier bagages ». Et de rappeler également que « Gildas Le Lidec était en poste depuis février mais il n’avait jamais réussi à être reçu par le président malgache Marc Ravalomanana malgré des demandes répétées. La faute visiblement à son CV : Gildas Le Lidec a été auparavant ambassadeur de France en République démocratique du Congo et en Côte d’Ivoire lors de périodes de crises dans ces deux pays ».
Départ
« L’ambassadeur de France chassé de Madagascar », titre pour sa part, le Journal de l’Ile de La Réunion qui renchérit que « Gildas Le Lidec a annoncé, lors d’un discours à l’occasion de la fête nationale française, lundi, son départ prématuré de la Grande Ile où il était en poste depuis février ». D’après le quotidien réunionnais qui tient son information de l’ambassade de France à Tana, le départ de Gildas Le Lidec est prévu début août.
Recueillis par R. O

37. tsimati
(
17/07/2008 03:33)
Veleso veleso ra-kidoro fa hainao ny atao. Ho ela velona anie ra-kidoropamba tapo-pahaizana sady mahita vaovao no loharanon'ny mety sy mahasoa ny vendrana. :-D :-D :-D
38. kalointsika
(
17/07/2008 06:41)
mirotsaha @zay president kidoro fa mety mb mahazo 0,00001% f nanas ef eo anohana! ts maints lany enao ao aorian'i Mailhol!
Ho ela velona anie ra-kidoropamba tapo-pahaizana sady mahita vaovao no loharanon'ny mety sy mahasoa ny vendrana. :-D :-D :-D

39. tsimati
(
17/07/2008 06:51)
Aleo hampiakariko "0.00002 per cent" ho an'i Kidoro. I mailhol hono mbola aoriany. Dia ho ela velona anie ra-kidoropamba tapo-pahaizana sady mahita vaovao no loharanon'ny mety sy mahasoa ny vendrana. :-D :-D :-D