Angaha tsisy intsony ???

1. OliviaR ( 23 andro lasa)
Bonjour
Angaha tsisy intsony "hatsikana sy lalao " ry Hery ? :))  Enao kosa migafy a 
novalian'i Azrael666 ny 16 andro lasa
2. Azrael666 ( 16 andro lasa)
OliviaR:
Bonjour
Angaha tsisy intsony "hatsikana sy lalao " ry Hery ? :))  Enao kosa migafy a 

Tonga soa OliviaR. Raha mba azo averina mantsy ny lasa tato amin'ity serasera ity a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.65