RAJOELINA NA CEDRIC
1. Azrael666
(
11/10/2023 21:36)
Cedric ilay any amin'ny sary miaina dia zazalahy tahatahaka izao:
- Kamo mianatra, ary saika aotra na zero hatrany ny bulletin-ny ka afeniny, ary bedin'ny dadany hatrany izy noho izany
- Kely veta: mbola zaza vao valo taona eo ho eo dia adala sipa! Ilay chinoise kely antsoina hoe Tchen no manimba loha azy, ka tsy ahaizany n'inon'inona.
Kisendrasendra ve?
Fa Rajoelina koa hono tsy manana B...? Tsy afaka B...? TSY SAHIKO TOHIZANA FA SAO SANATRIA TAFAVERINA HO FILOHA EO RAJOELINA KA...?
Fa nahay koa aloha iny blogueur Frantsay iny e: Cedric! Vous etes President, et VOUS AVEZ UN PRESIDENT?

novalian'i Azrael666 ny 17/04/2025 18:30
2. beatstinker
(
14/08/2024 01:28)
Azrael666:
Cedric ilay any amin'ny sary miaina dia zazalahy tahatahaka izao:
- Kamo mianatra, ary saika aotra na zero hatrany ny bulletin-ny ka afeniny, ary bedin'ny dadany hatrany izy noho izany
- Kely veta: mbola zaza vao valo taona eo ho eo dia adala sipa! Ilay chinoise kely antsoina hoe Tchen no manimba loha azy, ka tsy ahaizany n'inon'inona.
Kisendrasendra ve?
Fa Rajoelina koa hono tsy manana B...? Tsy afaka B...? TSY SAHIKO TOHIZANA FA SAO SANATRIA TAFAVERINA HO FILOHA EO RAJOELINA KA...?
Fa nahay koa aloha iny blogueur Frantsay iny e: Cedric! Vous etes President, et VOUS AVEZ UN PRESIDENT? tiny fishing
Tena mahaliana ny zavatra resahinao! Amin'ny maha zava-dehibe ny fanabeazana sy ny fomba fanao manodidina ny fitantanana ny fianarana, dia mety ho zava-dehibe ny miezaka mitady fanampiana sy manampy amin'ny fitondrana tsara ny ankizy amin'ny alalan'ny fanabeazana sy ny fitiavana.
3. Azrael666
(
17/04/2025 18:30)
Mampahatsiahy ahy ilay tononkalon'i DI hoe:"zanak'iza moa ireny? Zanaky ny fireneny!"