MITADY MPANAMPY MATOTRA

1. Hanit ( 05/05/2023 07:30)
Salama tompoko, 
Mpikambana vaovao no manoratra ka tsy haiko na ato no azoko andefasana an'ito azafady re, mitady mpanampy aho, izay tena ilaina maika satria tena sahirana.
Eto Antananarivo no mipetraka.
Olona mivavaka
Olona matotra, madio , tia zaza.
Olona mahay mikarakara mahandro sakafo, manadio trano, manasa lamba. 
Zaza roa no taizaina, 2 taona sy tapany sy enimbolana.
Olona tena vonona ny hiasa tompoko no tadiavina.

Mankasitraka sahady an'zay mamaly. Mirary soa.

2. LurissAdr ( 21/05/2023 09:22)
Salama mbola dispo ve ity azafady ?
3. Hanit ( 22/05/2023 12:50)
Mahita angaha ianao azafady ?
4. bandyhendry ( 22/05/2023 17:13)
Bonjour, za efa tato efa ela, fa zao indray vao mi-connecte, aiza ilay message à l'instant ireny moa zany raha tsy mahadiso ? 
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1167