Critique sur le visa schengen à Mada et en Afrique en général!

1. charminggirl5 ( 18/02/2020 19:46)
Salama daholo,

Hi All,

My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons!

Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivrance de visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany:


http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20/analyse-et-critique-sur-le-systeme-de-delivrance-de-visa-transit-faite-par-une-malgache-vivant-ici-a-auckland-en-nouvelle-zelande/

My koa pejy FB ho ahitanareo infos samihafa raha hoe mitady école ianareo ailleurs na koa hoe misy olona tsy dia salama ka mitady firenena manana hopitaly tsara ohatra kenefa tsy voatery hangalana visa na alalana izany:

https://www.facebook.com/Alternative-Places-425323798282753/?modal=admin_todo_tour

Bon courage daholo!
2. rantoralitera ( 21/02/2020 12:48)
Salama, Zah koa ta anao nianatra teto Mada fona, zah tsitia France saingy mila miondra any Maurice zah io. Mitady asa kanefa tsy mahita any Maurica na anglophone.
Mianatra teny anglais koa hatramin'zao fa tsy mety mahita.
Ny tena anavaoko immigration de ho an'ireo zanako izay tiko hanana mentalité anglo-saxon


charminggirl5:

Salama daholo,

Hi All,

My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons!

Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivrance de visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany:


http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20/analyse-et-critique-sur-le-systeme-de-delivrance-de-visa-transit-faite-par-une-malgache-vivant-ici-a-auckland-en-nouvelle-zelande/

My koa pejy FB ho ahitanareo infos samihafa raha hoe mitady école ianareo ailleurs na koa hoe misy olona tsy dia salama ka mitady firenena manana hopitaly tsara ohatra kenefa tsy voatery hangalana visa na alalana izany:

https://www.facebook.com/Alternative-Places-425323798282753/?modal=admin_todo_tour

Bon courage daholo!
3. malagasyinaustraliacanada ( 22/04/2020 08:50)
Salama ianao,

Tsy aiko hoe efa nahazo vailny ve ianao, fa sendra hitako ny valin-teninao ary mino aho fa mety afaka hanome torohevitranao. Ny tenako mipetraka aty Canada (miala tsiny indrindra fa tena mety tsy ao @ ilay tadiavinao) fa par contre, nianatra tany Australie efa taona vitsivitsy izahay. Noho izay hoe nianatra tany @ firenena anglisy izay, dia tsy nety tamiko ny nakanyFrantsa, ary tsoriko fa tsy dia tiako. tosriko koa fa somary d'accord aho @ ireo zavatra sasany tenen'ilay ankizy vavy any New Zealand io. Ny tenako moa naniry hiantra tany fa lasa Australie ihany t@ izay.



Sinon, Raha interesse hianatra ianao par hasard any Australie, dia contacteo sur email ny tenako, na koa hoe raha tia ahazao conseils ianao dia andefaso email ahy: malagasyinaustraliacanada@yahoo.com

Ity ny page-ko Instagram raha tia hijery sary na video an'i Australie sy Canada ianao.

https://www.instagram.com/madagascaninaustraliacanada/

Ity ny pejy an’ilay carnet de voyage sur FB:

https://www.facebook.com/Madagascaninaustraliacanada-102024728146524/?modal=admin_todo_tour


Misaotra betsaka.
Andry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.433