Misy nana kely mivoaka ny maha lehilahy

1. jaspyfanoela ( 05/12/2019 04:27)
Salama tompoko !! Mba mila torohevitra sy fanampiana avy aminareo.
Izaho dia 2 andro Zay no nisy nana kely mivoaka ny maha lehilahy ahy, talohan'io dia nangidihidy aloha ilay izy dia avy eo hitako ny caleçon-ko nisy ohatra ny nana izany! Marihana fa tsy misy fanaintainana mihitsy ny vatako na kely aza fa rehefa mipipi fotsiny dia enoko toa mangirifiry kely ilay izy
-Inona no mety mahazo ahy azafady? Dia inona no tokony ataoko ho fitsaboana azy?
novalian'i colian53 ny 19 andro lasa
2. DotMG ( 05/12/2019 14:12)
1. Don't korapaka
2. Don't dokotera tena
3. Don't menatra
4. Don't manontany amin'ny internet

Tonga dia mandehana mijery mpitsabo. Aza manambany ny fianarana 7 taona (raha kely) nataon'ireny mpitsabo ireny.
3. hery ( 05/12/2019 21:40)
Nanao firaisana tsy misy fiarovan-tena vao tsy ela loatra? Mety MST izany fa manatona dokotera.

Dia ilazao ilay vehivavy fa tokony hitsabo tena koa.
4. melloS ( 10/01/2020 19:22)
ra namonjy radoko tokon efa ho sitrana kos zay
5. colian53 ( 19 andro lasa)
jaspyfanoela:
Salama tompoko !! Mba mila torohevitra sy fanampiana avy aminareo.
Izaho dia 2 andro Zay no nisy nana kely mivoaka ny maha lehilahy ahy, talohan'io dia nangidihidy aloha ilay izy dia avy eo hitako ny caleçon-ko nisy ohatra ny nana izany! Marihana fa google baseball tsy misy fanaintainana mihitsy ny vatako na kely aza fa rehefa mipipi fotsiny dia enoko toa mangirifiry kely ilay izy
-Inona no mety mahazo ahy azafady? Dia inona no tokony ataoko ho fitsaboana azy?


Miala tsiny aho fa manana olana ara-pahasalamana ianao. Nolazainao fotsiny ny soritr'aretina toy ny pus mivoaka amin'ny filahiana sy ny fanaintainana kely rehefa mi-pite. Ireo soritr'aretina ireo dia mety ho vokatry ny areti-mifindra amin'ny urine, urethritis, na antony hafa mifandraika amin'ny fahasalaman'ny fananahana. Mba hitsaboana io toe-javatra io, ny zava-dehibe indrindra dia ny manatona manam-pahaizana manokana (andrologista na urologista) mba hanamarina sy hamantarana marina. Ny dokotera dia afaka mandidy ny fitsapana ilaina mba hamaritana ny antony sy hanome fitsaboana sahaza. Mandra-pahatongan'izany, dia ataovy izay hadio foana ny faritry ny taovam-pananahana, ary aza mitsabo tena na mitsabo tsy misy dokotera. Mariho ny soritr'aretinao mba hampandrenesana mora foana ny dokotera rehefa mahita dokotera ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1137