Depute malagasy matimosary

1. Tovorandria ( 22/07/2019 10:28)
D gaga @ reto depute vo lany reto aho rey olona fa vô manomboka ny fivoriana tonga d 4X4 no angatahina, ny any m/car tss afa tsy koli2,vola io iany no antony anaovana politika, ny aty ivelany nefa ny dokotera, ny minisitra,ny depute samy mandeha bicyclette daholo, mba diniho anie firy2 ny gasy ts misy na ny no arapaka aza d rzareo depute 4X4 ts maintsy amanjato tapitrisa no priorite, tena fanambaniana vahoaka tsotrzao, mba fampieritreretana fotsiny io fa ts inn akory , mbola mibaribary b ny maha firenena mahantra indrindra eran tany an i mcar satri ny mahantra matin ny hanoanana ny manan karena mbola te hanana avo folo heny, ts misy na iray aza @ reo depute reo anefa ts manana fiara fa samy manana daholo ireo,mba mieritrereta ry Fanjakana ra anampy olona tia tena ôtr reo nareo!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0965