fifidianana deputé eto madagasikara

1. ravatorano ( 20/05/2019 10:17)
olona toy ny ahoana no mba irinao ho lany ho solombavambahoaka eny amin ny faritra misy anao ? HO ahy aloha dia olona mahay tsara ny asan ny atao hoe solombavambahoaka ! tsy mpanao kobaka ambava politika ! olona mahay tsarana mahalala ny mikasika ny lalana ny fitatanambolam panjakana na ny Loi des finances izay ho fidian dry zareo eny tsibazaza ! olona mahay miady hevitra mikasika izay hahasoa ny firenenna fa tsy hanaraka baiko fotsiny avy amin ny antoko misy azy (azony atao koa ange ny mandresy lahatra ny antokony amin ny heviny) olona sahy mijoro amin ny heviny ary tsy andray malety na mpanangatanana be fahatany fotsiny !
asa re mety misy ve izany sa izaho no manao nofy ririnina sady efa ao anatiny isika izao !
2. Tovorandria ( 15/06/2019 14:09)
Raha ny faniriantsika d zay voalazanao izay no tokony atao hoe depute, kanefa ny depute malagasy ny ankabetsahany d depute maika hangoron karena haingana, depute mpamita bahoaka ary mpanambany vahoaka, vidiana@ koveta 1 ilay gasy mahantra mba ahazoana toerana aveo firana refa lany, ny ankamaroan ny depute malagasy ko tss mahay lalana zany, ra ny hevitro manokana d tokony mba asiana minimum na Niveau sy diploma ary fitsipika hentitra zay vao azo mlatsaka,saingy ny zava misy d na adala ny hendry mahazo milatsaka daholo ka eny @ Assemble nationale no manalabaraka tena, ary mampiseho ny adalana maro samihafa,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1126