Ny vehivavy sy ny tontolony

1. yandudelajoie ( 06/07/2018 07:36)
Inona kay nu matonga ny vehivavy mande regle ? Mba mila valiny
novalian'i Freddyco ny 05/09/2018 06:24
2. mirananirina ( 06/07/2018 12:22)

yandudelajoie:

Inona kay nu matonga ny vehivavy mande regle ? Mba mila valiny

Inona kay mahatonga vehivavy miteraka? Mety misy hifandraisany ve? Lol
3. hery ( 22/07/2018 21:13)
Ianarana any am-pianarana izany an.

1. Raha mbola tsy tonga eo amin'ny kilasy faha 9 ianao (na 3ème) dia aza maika fa ho avy.

2. Raha ohatra ka tsy nandalo kilasy faha 9 (3ème) dia tsarovy hoe izany no ilàna ny fianarana.
4. Freddyco ( 05/09/2018 06:24)
Ny mahatonga ny vehvavy mande regle ve?? Mety marary kibo...hahah lol..
Ny mahatonga azy miteraka ndray??? Miterak ny biby dia mba miteraka ko ehh....hihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.233