voyant sy voyante- ireo oe milaza fa mpahita

1. sahia ( 11/12/2017 13:32)
Mba ahoan n fomba fandraisanareo ireo olona milaza ho voyant sy voyante eto madagascar ireo? Misy tena miseho ao anaty fahita-lavitra mihitsy manambara ny zavatra tiany avoitra. Misy tena azo raisina tokoa ve ireny? TENA MAMAHA ny olana mianjady ny olona ve ry zareo ho an izay efa nandeha tamin'ireny.
novalian'i booboo ny 08/01/2018 10:33
2. shafira ( 06/01/2018 10:57)
saro balina be zany satria misy ihany no mba mahavaha tokoa kanefa misy koa toa pub fotdiny no azo ilazana azy
3. booboo ( 08/01/2018 10:33)
shiiiiiiii iiiiiiiiii, rehefa moutonneux ve ny rahona tsy ho mora ny haminaniana hoe hivadika ho ratsy ny andro na rehefa ohatra² izay ny lokom-bolana sy rahona dia ho avy ny orana ? Ndraindray ny marivo salosana sy ny manidintsidina eny ambony eny mora ahodina dia magie magiiiiiiie hono.
Na izany aza, ry zareo manana talenta @ io (inona moa ny don @ teny malagasy ?) tsy mpisehoseho, tsy fahita sy re firy @ haino aman-jery.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4494