Publicité taloha tamin'ny Radio Madagasikara
1. tahiana.dafy2015
(
10/11/2017 15:38)
Manao ahoana daholo ô, inona daholo no karazana publicité taloha tamin'ny Radio Madagasikara raha fantatrareo ary milazà 2 na 3 ?
novalian'i tahiana.dafy2015 ny 04/03/2018 08:05
3. tahiana.dafy2015
(
23/02/2018 15:31)
Mbola misy mahatadidy ny Publicité an'ny Levure Chimique Extra Salone koa ve ianareo ?
5. tahiana.dafy2015
(
04/03/2018 08:05)
Ajnal:
Eee,ny ahy zao le pile mihiragasy io no mba tsarotsaroan'ny lelako ko.
Oui, ilay PILE YARICO ve izany ?
