Tsy mety ho tanteraka ve ny fampivondronana ho iray ny Kristiana eto Madagasikara?
Raha ny hevitray dia efa vanim-potoana izao tokony hampiraisam-panahy amin'izay ho antsika Kristiana eto Madagasikara, ny zavatra hita sy miseho mantsy dia misy mitady hanasamantsamaka ny finoana Kristiana. Manainga ny tsirairay avy izany ao anatin'izao ezaka Estera izao mba hivondrona sy handàla tanteraka ny maha-Messianika antsika mianakavy.
Mahereza ary mifalia! Ho amin'ny rampitso indray.