ny fiverenan'i jesosy
1. papotsy
(
08/03/2016 19:05)
Salama d0l tompk. aminareu in n zavt met itranga amzany andro zany?
novalian'i endriny ny 08/03/2016 19:31
3. rhaj0
(
08/03/2016 19:18)
z'afady fa tena tsy matiko lolo ity.. :-)
(tsy) hors-sujet kely fa mandefera fa manja kosany ity eeee..
Toa izao (no mitranga) rehefa miverina i Christ ... miaraka @ Chrishna

(ngo dia tsy fantatrao k'lou fa
- i Chrishna dia hindu, zanak'i Devaki-virijiny
- i Christ dia Jiosy, zanak'i Maria-virijiny.
jereo ato fa efa noresahina tato
http://forum.serasera.org/forum/message/m56d438786cfdc
vita (tsy) hors-sujet :-)