ity rey olona ny porofon´ilay volabe 2 baoritra nafenin´i Lanto rakotomanga

1. tovorandria ( 09/06/2015 15:30)
https://www.youtube.com/watch?v=_GtS3CZfv0U

jereo hatramin´ny farany fa any akaikin´ny farany mantsy ilay tena porofo mivaingana,


indrisy, tena mampalahelo ny vahoaka 22 tapitrisa miaina ao anaty fahantrana, ny député kosa anefa milomano ao anaty vola tsy toko tsy forohana.
2. endriny ( 09/06/2015 16:37)
Hay teo foana I Kristy e.... misaotra nizara
3. tovorandria ( 09/06/2015 19:18)
tsy misy fisaorana fa napetraka io mba ho fahampafantarana ny fahamarinana hoe misy député mahay mandahatra sy mahay miteny fôna amin´ny TV nefa kay tôlana be, tratra ny natao
4. hery ( 09/06/2015 19:38)
Fa miangavy anao mba tsy haverimberina be dia be ny sujet iray fa manjary tsy vakian'ny olona akory.
5. tovorandria ( 09/06/2015 20:02)
miala tsiny, neveriko fa tsy lasa le nsoratako 1 d naveriko tany an-kafa, hay kay efa tafiditra
6. zama91 ( 09/06/2015 22:41)
tsara be le le hira ''hay teo foana ity krizy ity'' fa ny manao session parlementaire ve eny @ arabe fa tsy eny tsimbazaza ? mba tsara fanahy ihany aza le zandary hoe ao malle arriere no hitsofoka haka le saosy,izao ka nangalandry ry zalahy baramina ny vam milay be,ary rakoto bleu hoe toa K.O lacrymogene,raha marina izany mampalahelo saingy possible mba hisian ny korontana eto @ io sady aleo handeha ny ankety eh
7. zama91 ( 09/06/2015 23:29)
hay tsy baramina fa vodina kalaky,milay koa le dance an rossy an efa misy clip nivoaka mihitsy any @ fb any , tsy manao gant akory ny mpitandro ny filaminana mikitika an le vola nefa au moins misy empreinte tavela @ io,ary numero an ireny vola ireny ve mba misy manaraka hoe taiza no nivoaka,mba nisy perquisition ,bon mahatoky ny mpitandro ny filaminana sady mpianatr i jeneraly ra8 koa anie le jeneraly zandary iny e,efa pro (matianina )
8. Anicetmartial ( 10/06/2015 00:59)
Fa vola avy taiza rangahy ty reny! Ngah ny deputé rer ihan no manambola! Sambory dôl ry zandar zay olona be vola a! Haha
9. vahiny2004 ( 10/06/2015 13:04)

endriny:

Hay teo foana I Kristy e.... misaotra nizara


Ary Christine no henonay :-)
10. tovorandria ( 10/06/2015 15:52)
eritreretinareo oe ny olona tratra nangalaratra atody 1 na akoho 1d na darohan´ny olona na koa efa nisy nanagadra tamin´zan mits nefa d vola b ôtran´io(tsy fantatra oe taiza d saika atao inn)
na d député ary izy ny olon- drehetra hatramin´ny filoha d fehezin´ny lalàna avokoa...
11. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 12:33)
Ataovy eo ny ady an-kanenjikareo fa zahay miasa misotro foana e ! Mahazo kely amzany moa zahay vao mainka tsara fa lasa izao arôzazy avy hatrany indray ! IZAY TSY MIASA REY OLONA TSY MIHINANANA A ! NA MISY ÔTRINONA MIAINGA AZA EO TSY HISY HIPITIKA ANY AMNAREO IZANY FA MAZOTOA MIASA MAFY E !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3052