Henatra tsisy toa izany ny an'i Rivo Rakotovao

1. rabaradaka ( 29/05/2015 12:29)
Bedy i Rivo Mainty ry reto a ! Nisy olona maromaro niangavy sy nitalaho taminy mihitsy mba tsy hiteniteny mihitsy fa mihasarotra ny toe-draharaha ! Dia io izy midongy toa buldog tsy miteny io ! Aza hitako zany lehilahy lehibe voateny izany ! Mahaiza manaja tena e
2. saho ( 30/05/2015 15:07)
Wenn auf der Erde die Liebe herrschte, wären alle Gesetze entbehrlich. Aristoteles (384-322 v. Chr.)

Si il y avait de l'amour sur la Terre, toutes les lois ne seraient pas nécessaires. Aristote (384-322 av. JC.)

If there was the love on Earth, all the laws would be unnecessary. Aristotle (384-322. BC.)

Raha toa ka nanjaka ny fitiavana eto an-tany, ny lalàna rehetra ho tsy ilaina. Aristote (384-322. Talohan'i JK.)
— reading Philosophy language bevor Christ.

Efa ela be ny taona talohan ny fotoana nipoiran i Kristy, efa nisy philosophe be dia be erantany nahay namakafaka sy nandalina, ny seho any Mada toa mbola ezaka be, ary ohatrany tsisy fahaizana na fitaizana azo, fa ohatrany mampalahelo, fanjakan ny baroa sy republique bananiere, tsy lalana mifehy mazava sady hankatoavin ny rehetra

Mbola mila mianatra any ampianarana daholo, manao a b d, indrindra fa izany hoe Mpanao politika mahay mifehy ny lalana na mifehy ny justice antoerana, justice tsiss, ohatrany fanjaitra tsiss kofehy, tsy azo ampiasaina



rabaradaka:

Bedy i Rivo Mainty ry reto a ! Nisy olona maromaro niangavy sy nitalaho taminy mihitsy mba tsy hiteniteny mihitsy fa mihasarotra ny toe-draharaha ! Dia io izy midongy toa buldog tsy miteny io ! Aza hitako zany lehilahy lehibe voateny izany ! Mahaiza manaja tena e
3. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 12:46)
lol be !
4. rabaradaka ( 17/07/2015 06:51)
tsy jiolahim-boto sy faikan'olona toa an'i Rivo Rakotovao koa no hitondra firenena e ! Mba jereo ange ny ministera tantaniny e, olona tsy izy sy mpanao afera fotsiny no mameno ao, misy an'izany Ra Berthine izany ao, sady sipan'i Rivo no sipan'ny akaman'i Rivo, tena fitondrana vetaveta no mambotry vahoaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1517