Hay tena jiolahim-boto sy sauvage be ity Patrick Raharimanana

1. rabaradaka ( 17/04/2015 13:10)
Mba lhilahy lehibe ihany nefa tena "sauvage" kay ity Patrick Raharimanana ! Oulalala ! Raha nahita azy tamin'ny VIVA TV ny alakamisy alina omaly ianareo dia tena mibaribary fa tena faikan'olona sy jiolahim-boto ny MAPAR. Ireny zany no lesona nomen'ny Prezida Andry Rajoelina ?? Simba ny "image" MAPAR leretsy a, tena marina e ! Havendranana re izao, tsy fahalalam-pobmba re izao, nivoara-mena sy nivoritika mihitsy razoky tao ! Mdrrr
Soa ihany fa tsy notendren'ny Filoha Hery ho ministre lery fa saika nahita faisana eo ra Hery ! hihihihi
2. Fiffi ( 17/04/2015 13:40)
nahita an'lé article momba an'io olona io zah....oula...grave....soahiany aloh fa tsy io olona io no président.....mahamenatra...
3. vahiny2004 ( 17/04/2015 14:19)

Fiffi:

nahita an'lé article momba an'io olona io zah....oula...grave....soahiany aloh fa tsy io olona io no président.....mahamenatra...


Fa ahoana ? izaho nefa izaho ohatry ny nahita hoe izy no mba azo azo teo
Misy en ligne ve ilay emission t@ alakamisy izany ?
4. hery ( 17/04/2015 20:48)
Fa angaha lasa MAPAR i Vatofototra? :-)

Tsy hay intsony fa toa miovaova. Vatofototra dia lasa HVM dia lasa MAPAR...
5. hery ( 18/04/2015 22:37)
... fa ilay hoe jiolahim-boto sy sauvage aloha toa tsy manaja ihany. Tsy haiko hoe inona no tena nolazainy tao anatin'ilay fandaharana hahalalàna azy.
Mety hoe mpamadika palitao, bolokilahy homam-boatseva, dia azo tenenina.
6. tovorandria ( 19/04/2015 16:10)
tena olona faikamboto mintsy io Patrick Raharimanana io, sady tsy mahalala fomba, afa-baraka tanteraka raha io no hilatsaka ka ho lany ben´ny tànana eo. Ohatran´ny hoe ny fitabatabana no hananany ny rariny.

7. vahiny2004 ( 20/04/2015 12:09)
Mba omeo porofo r'ireto fa tena sao dia manodro-molotra olona fotsiny tsy misy porofo a
8. tovorandria ( 20/04/2015 15:20)
vahiny2004,
jereo ao amin´ny Anio-Info na YouTube ´´viva madagascar journal vm 16 04 15´´. Tsy sanatria akory tsy fankahalana na koa tsy fitiavana azy tsotra izao no nahatonga ny olona nilaza fa jiolahimboto izy fa indrindra kosa ny fomba nentiny niady hevitra nandritra io adihevitra io, izaho manokana ohatra vao tamin´iny vaovao sy adihevitra tao amin´ny viva iny no nahafantarako hoe hay ve misy izany Patrick Raharimanana izany kanefa dia izay no nandraisako azy hoe tsy mahalala fomba izy ohatra satria raha maneho hevira ny olona 1 dia tsy avelany aloha hahavita ny teniny ilay olona ary tsengotsengoany foana, izay no zava- nisy hitako.
9. dani22 ( 21/04/2015 03:17)
samy jiolahim boto jiaby reo mpanao politika tsisy apoaka reo
10. rabaradaka ( 04/05/2015 11:06)
Miala tsiny fa somary mafy loatra ilay filazako hoe jiolahim-boto sy sauvage fa raha nareo no nahita ilay emission dia mety mbola pire noho izany no noteneninareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.35