adimizana ahoana nomety aminy .ary ahoana ra miara...

1. zatra ( 17/03/2015 18:07)
adimizana ahoana nomety aminy .ary ahoana ra miaraka aminy alahamady de inonana no atao
novalian'i zatra ny 09/06/2015 15:42
2. endriny ( 18/03/2015 08:50)
Ilay adimizana aloha, dia manana toetra afaka mifandanja amin'ny manodidina rehetra. Saingy noho izy tsy dia mahatombina loatra dia mila somary mitandrina amin'ny mety fihetsiny izy, satria ny alahamady mety hanao be loha amin'izy mpitari-taona kanefa koa tsy mahajery lavitra. Fa dia miankina amin'ny adimizana ny baolina. Ny adimizana no tompon'ny fahendrena eto.
3. endriny ( 20/03/2015 05:15)

zatra:

adimizana ahoana nomety aminy .ary ahoana ra miaraka aminy alahamady de inonana no atao


Mampalahelo ianao ry namana fa tsy hainay mpisera ny volana Malagasy fa ilay atao hoe grogorianina no hainay sy ny vintana vazaha...
4. zatra ( 09/06/2015 15:42)
izay mahafantatra no tsy malahelo sy angatahana amaly .hiteny zavatra tsy hay ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.074