Kajikajin-drabaradaka

1. rabaradaka ( 13/10/2014 11:11)
Ety ambony taxibrousse hody fa avy nahita kely an-dRavalomanana aho no manao kajikajy politika, io ilay kajikajin-drabaradaka rey olona a, dia izao ilay kajy : raha hiandry fifidianana manaraka i Marc Ravalomanana dia efa 70 taona, izany hoe efa tsy candidat potentiel intsony na vis-à-vis des présidents fraîchement jeunes (à l'exception de mon oncle Mugabe) aty Afrique aza. Dia raha mbola tehiverina amin'ny toerany i Ravalomanana dia inona no hataony ? Anjaranao no mamaly izany. Aleo aho hody kely aloha fa miandry ahy any an-tsaha izay ny ombiko. Mandrapiresaka e !
2. hery ( 13/10/2014 12:03)
Soa ihany fa nody aloha ianao fa saika jenjin'ny lacrymogène teny. Nosamborina sahady izy e.
3. Vony501 ( 13/10/2014 12:43)

hery:

Soa ihany fa nody aloha ianao fa saika jenjin'ny lacrymogène teny. Nosamborina sahady izy e.


Ka tsy efa ao anaty kajikajy koa ve izany fisamborana izany e?
4. hafahafa ( 13/10/2014 12:54)

Vony501:


hery:

Soa ihany fa nody aloha ianao fa saika jenjin'ny lacrymogène teny. Nosamborina sahady izy e.


Ka tsy efa ao anaty kajikajy koa ve izany fisamborana izany e?

Tena tsy rariny kosa e!
Vo tonga ve tsy mb nak'aina akory tonga de babondry zalahy matanjaka ndray e!
5. ronaldo09 ( 13/10/2014 17:27)
Aleo ho tonga Ravalo e! Inona moa ny olana? Le fisamborana dia karazana CINEMA raha ny fahitako azy
6. andrywui ( 13/10/2014 21:25)
Ndeh lou asio maso ny omby sao mapitondraka Rabaradaka à ,,, ,ny kisoa ko ty very nandrongatra , ny andro alina , ny bozaka lava ny kisoa mainty ,ny torche lany pile
7. rabaradaka ( 14/10/2014 03:38)
Miarahaba antsika jiaby. Iny fisamborana iny indrindra no nodiako sao ka handratra ahy ka tsy hisy hijery ny tanimbariko sy ny ombiko. Tsy maintsy nosamborina i Ravalomanana, c'est inévitable hoy ny vazaha. Tsotra ny antony : danger imminent an'i Hery Rajaonarimampianina ny fahatongavany ary raha tsy nosamborina izy dia ny sabotsy izao dia efa hidina ny 13 may ny mpomba azy handrava ny fitondrana izay toa mbola TGV tokoa ny fahitana azy. Ny baiko nisambotra azy dia ny Filoha mamimbahoaka sady voafidim-bahoaka na dia 10 % aza no nanome baiko mivantana an'ny Général Paza Didier Gérard. Misy porofo daholo ny resaka ataontsika eto. An-dàlana hiakatra aho io mba hijery vaovao any Antananarivo any. Mazotoa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4809