lahatsoratra nindramiko ity : nofinofy hono e

1. rabaradaka ( 20/08/2014 07:54)
Mahaliana ahy ny zavatra nosoratan'ity vazaha ity dia mba nindrana azy ho ataoko kopikole eto :
J’ai fait un rêve que Madagascar était le pays le plus développé de toute l’Afrique. J’ai fait un rêve aussi que si Rajaonarimampianina était le Président de Madagascar, il a choisi Randriamparany Benjamin comme Premier Ministre, Serge Radert comme Ministre de l’industrie et du développement de l’artisanat, Serge Zafimahova comme ministre de l’économie et du plan, Sevambony Simon comme ministre de l’information et de communication, Freddy Mahazoasy comme ministre du tourisme, Arsène Rabarison comme ministre de la décentralisation et du développement local, Brice Randrianasolo comme ministres des mines et de l’énergie, Rivo Rakotovao comme vice premier ministre des affaires étrangères. Hélas ce n’est qu’un rêve et j’ai entendu la chanson wake up me soon et je disais pauvre Madagascar vos dirigeants ne sont pas conscients de la pauvreté de la population. Je connais ces personnes citées ci-dessus en tant que technicien de très haut niveau soit par les journaux soit en tant qu’enseignant de l’université, soit par ici sur facebook, soit par des relations. Maintenant laissez moi rêver
2. rhaj0 ( 20/08/2014 16:56)
Izaho tena tara fa vendrana fa tsy mahalala ny ankamaroan'ireo olona ireo.. asio fosafosa hoe e... :-)
3. 5laody ( 22/08/2014 11:06)

Salama daholo ry akama rehetra,

Tena mahavàka ahy indraindray any anaty nofinofy any dia mbola manaraka tsangan'olona ihany ry zalahy. Raha tonga tokoa ny nofinofinao dia ampiako hoe: ka hiasa sy hahomby ho an'ny tanindrazana sy ny vahoaka ary hanadino ny tenany mihitsy ireo olona ireo.

Miteny an'izany aho satria vitsy mihitsy ny olona tsy miova rehefa mahazo fahefana.
4. rabaradaka ( 28/08/2014 08:53)
ka ilay olona nanoratra an'io no tsara anontaniana fa izaho amin'ny maha-rabaradaka ahy dia fantatro daholo ireo, misy tokoa aloha anarana vaovao nefa efa nitana andraikitra ambony ohatra Radert, Rabarison, Sevambony, Mahazoasy, ireo raha ny fahalalako azy manokana dia tena teknisiana avo lenta, fa sady hoe toa tsy mba naloto nandritra ny nahateo amin'ny fitondrana azy hono. Asa aloha fa vazaha no nanoratra an'io fa mpindrana fotsiny aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1492