Rehefa tsy mahay dia mialà

1. rabaradaka ( 07/08/2014 10:52)
Inona indray ity ataon'ny communication an'ny Prezida mamim-bahoaka sady voafidin'ny maro an'isa mamy hoditra sady tian'ny vahiny Hery Rajaonarimampianina tany Etazonia, ataon'ny vahoaka malagasy inona izay sakafo nohaninareo tany ? Manaonao foana mihitsy ireto HVM ireto ka !
2. andrywui ( 07/08/2014 19:57)
Rehefa voky tsara hony izy any ...de mandrezatra hamburgers ny 20tapitrisa
3. Dreamlover14 ( 08/08/2014 09:21)
Ela tsy teto aho ka gaga fa hay kay ratsy ilay fitondrana misy ankehitriny raha ny hevitry ny namana eto no jerena.

Ngah moa tsy izay ilay fiovana tadiavintsika nanomboka t@ 2008 raha mbola jadona no nisy teto ?

Sao dia mila averina ilay iraika lahy t@ 2008 hanohy ny asa efa natombony saingy nosetrasetrain'ny tsy mataho-tody ?
4. rabaradaka ( 08/08/2014 13:24)
ka niova ho horreur ila fitondrana ary ratsy noho ny nentin'ny zandry kely. HVM tehanankarena daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2729