FANAMBARANA IREO TOE-JAVATRA LEHIBE HITRANGA AMIN'NY ANDRO FARANY

1. Maranatha ( 07/08/2014 06:30)
Araka ny fijerin’ny faminaniana ao amin’ny Baiboly, etsy andaniny dia misy olona maro, tafiditra ao anatin’ izany ny mpino marobe izay te hahafantatra izay ho entin’ny ampitso ho azy ireo hoe amin’ny fomba ahoana no hifandraisan’ izany eo amin’ny fiainany. Izany no antony nametrahan’ny mpianatra fanontaniana mikasika ny ho avy rehefa nandre an’ i Jesosy nilaza ny karazana faminaniana izy ireo. Vokatr’ izany, indray andro izy ireo dia nangataka taminy hoe : « Lazao aminay izay andro hahatongavan'izany, ary izay ho famantarana ny fihavianao sy ny fahataperan'izao tontolo izao ? » Matio 24: 3. ATO NY FAMELABELARANA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3221