rAHA ny marina dia zero budgeting ny Etat malgache, tena tsisy vola azo ampiasaina fa miandry ny Loi de finance rectificative. Mahagaga anefa fa manofa avion ny directeur de cabinet, ny SG mandeha manao mission, tsyv lazaina intsony ny jet privé hofain'ny Ministre. Sao mba tsy rariny e, hippoka ihany ange izy ity e !
Efa nahazo fihofanana nandritra ny tetezamita daholo ireo. Dimy taona ange ny tetezamita e. Fa angaha nataotao foana ireny? Hijerena ny faharetan'ny Malagasy ireny. Hijerena hoe rehefa inona no atao dia mitroatra ny Malagasy. Efa étudiés tsara daholo izany.
Fantany tsara fa raha mbola voakolokolo sy voakolikoly ny miaramila sy ny karana dia milamina foana io satria izay mihetsika eo tsy hahatohitra.
Fa mahagaga ahy dia ity :misy vola be voahidina any anaty ministera any ( MEN, Aménagement, Gendarmerie) nefa toa tsy nisy tohiny fa dia nanjetoka fa ilay mpanao gazety tonga dia nogadraina maimaika mihitsy. Mampanahy ahy izy ity