Valan-dresaka Fanabeazana Olom-pirenena Vanona

1. hery ( 18/07/2014 09:51)
Sao dia tokony handeha amin'itony ianareo mpiresaka politika eto:
----------
Ezaka Fifanavaozana Kristiana (EFIKRI)

Ny Filohan’ny Ekipa sy ny Mpikambana dia faly manasa anareo
ho tonga handray anjara amin’ny VALANDRESAKA arahina ADY HEVITRA

mikasika ny “FANABEAZANA OLOMPIRENENA VANONA”

Atolotr’i :
Andriamatoa Randrianatoavina Parfait
Ramatoa Ramarosaona Faraniaina
Andriamatoa Rasolonjatovo Jean-Michel

Ny Asabotsy 19 Jolay 2014 @ 2 ora 30 tolakandro
Ao amin’ny Foibe Arrupe - Faravohitra


Action Catholique des Milieux Indépendants (ACI)

Le Chef d’Equipe et les Membres ont l’honneur de vous inviter à honorer de votre présence la CONFERENCE ET DEBAT sur le thème :

« Education à la citoyenneté »

Par Monsieur Randrianatoavina Parfait
Madame Ramarosaona Faraniaina
Monsieur Rasolonjatovo Jean-Michel

Le samedi 19 Juillet 2014 à 14h30
Au Centre Arrupe - Faravohitra

Contact : Ravoahanginiaina Théodore (034 11 229 40 – 032 04 540 43)
2. Fitokisana ( 01/08/2014 14:44)

hery:

Sao dia tokony handeha amin'itony ianareo mpiresaka politika eto:
----------
Ezaka Fifanavaozana Kristiana (EFIKRI)

Ny Filohan’ny Ekipa sy ny Mpikambana dia faly manasa anareo
ho tonga handray anjara amin’ny VALANDRESAKA arahina ADY HEVITRA

mikasika ny “FANABEAZANA OLOMPIRENENA VANONA”





Ny anao kosa ry Hery efa atombotra be le fotoana zay vao alefanao ilay annonce a!

Atolotr’i :
Andriamatoa Randrianatoavina Parfait
Ramatoa Ramarosaona Faraniaina
Andriamatoa Rasolonjatovo Jean-Michel

Ny Asabotsy 19 Jolay 2014 @ 2 ora 30 tolakandro
Ao amin’ny Foibe Arrupe - Faravohitra


Action Catholique des Milieux Indépendants (ACI)

Le Chef d’Equipe et les Membres ont l’honneur de vous inviter à honorer de votre présence la CONFERENCE ET DEBAT sur le thème :

« Education à la citoyenneté »

Par Monsieur Randrianatoavina Parfait
Madame Ramarosaona Faraniaina
Monsieur Rasolonjatovo Jean-Michel

Le samedi 19 Juillet 2014 à 14h30
Au Centre Arrupe - Faravohitra

Contact : Ravoahanginiaina Théodore (034 11 229 40 – 032 04 540 43)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8476