SARIMIHETSIKA RAITRA

1. mpisotrtoaka ( 30/06/2014 09:52)
AHOANA NY FAHITANAREO ILAY HORONANTSARY "MALAGASY MANKANY" AN'I HAMY RATOVO ?
2. 5laody ( 30/06/2014 12:48)

mpisotrtoaka:

AHOANA NY FAHITANAREO ILAY HORONANTSARY "MALAGASY MANKANY" AN'I HAMY RATOVO ?


Fohy kely, (1mn 17) generique fotsiny no mba hita e, efa nivoaka dvd ve?
3. mpisotrtoaka ( 02/07/2014 10:29)
Ny eto Dago ts mbola misy fa mividy am Net elah sady misotro no mijery ! hik hik hik
4. hery ( 18/07/2014 07:18)
Izaho aloha tena mbola tsy tia sarimihetsika malagasy mihitsy hatramin'izao. Mbola tsy tonga eo amin'ilay tantra tena tiako ry zalahy e. Izy tsy hoe tsy ampy fitaovana sns fa tena ny votoatin-kevitra mihitsy no mbola tsy ankafiziko.

Raha ohatra ka sarimihetsika tsy vidina fa karazana fianarana effets spéciaux dia tsy mampaninona loatra fa ilay izy efa ataony bizna noho izany tokony ho tsara. Tokony ho tsapandry zalahy ireny foana hoe tsy ny habetsaky ny effets spéciaux no mahatsara ny film fa ny tantara ao anatiny. Tsy ny effets no asiana tantara fa ny tantara no asiana effets.
5. mpisotrtoaka ( 24/07/2014 10:59)
Mis sivana Hery ny tantara eto a ! Ny mahatsikaiky no tian'ny olona kokoa noho ny tena fiainana marina sy misy ! Raha efa zatra ny film vahiny sy raitra isika dia vitsy ny hiteny anaty film gasy hoe ''Masosotay" nefa mazava fa izay no dikan'ny "Merde" amin'ny teny vahiny ! Ny "Fuck" ihany koa d misy fandikana na tena teny iainana amin'ny andavanandro miits saingy tia kiafinafina isika satri mbola VOASIVANA ! Raha hamboly ihany kosa v d ho bozaka vitsy mpitady no hambolena fa ts mba ny anan'ny tian'ny maro e ! (Ilay hoe hamidy no tiako lazaina eo) ! Any an-dafy anie ISIKA Malagasy ka tsy misy mpitia akory fa sarintsariny fotsiny ireny e ! Rhf ilay tena izy samy vahiny no miresaka tena manafoka gasy no bdb ! Nefa d misy Gasy foana tonga eran'nizao tontolo izao !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3582