vita koa ny jirama

1. bazylou ( 24/06/2014 08:13)
Lasa orinasa komersialy amin izay ny jirama. Ary dia vbeloma lava ry madagasikara fa tonga tamin izay ny jirama privée.
Vita hatreo ny fanjakana .........
Lalana tsy azo ivalozana izany hoy ny mena sofina raha tsy izany tsy omenjareo vola.

Manodiava antsika malagasy rehetra izao. Satria matyoritory daholo.


Beuurrrrkkk
novalian'i ora ny 24/06/2014 08:19
2. ora ( 24/06/2014 08:19)

bazylou:

Lasa orinasa komersialy amin izay ny jirama. Ary dia vbeloma lava ry madagasikara fa tonga tamin izay ny jirama privée.
Vita hatreo ny fanjakana .........
Lalana tsy azo ivalozana izany hoy ny mena sofina raha tsy izany tsy omenjareo vola.

Manodiava antsika malagasy rehetra izao. Satria matyoritory daholo.


Beuurrrrkkk

mety hoe HIZOTRA AZA DALANA amin'izay ve izany ny fizotran'ny raharaha atao ao amin'ny JIRAMA raha izany sa ahoana? hatramin'izay semi privée izay mants zara rah mandeha fa ny tsolotra no mibaha toerana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1979