Fiangaviana an-tanan-droa sady mandohalika mihitsy tompoko ô !

1. rabaradaka ( 13/06/2014 11:08)
Miangavy an'i Ny Hasina Andriamanjato PDS Antananarivo handefa ny coupe du monde rehetra eo amin'ilay écran ngôdalanina be eo amin'ny kianjan'i Mahamasina. Raha tsy vitanao izany dia tsy mahavita azy enao ary tsy ho voafidy ho Ben'ny tanàna an'Antananarivo ianao. Sa efa lasa mivavaka any amin'ny Cohen Rivolala dia tsy afaka manao an'izany ? Tsy haiko ! Misy mihaino ! Misaotra tompoko. Aza asiana valiny ity
novalian'i vazivazo ny 20/06/2014 11:18
2. rhaj0 ( 13/06/2014 16:03)
Ny aty rahefa mandeha ny tournoi hockey championnat-be ka any ivelany ny lalao no atao, dia ao @ kianja ao an-toerana no miaraka ny olona mijery ecran ngodalanina be koa.. Dia asiany vidim-pidirana kely.. fa na izany aza dia tonga daholo ny olona, satria hafa ihany ny ambiansy...

(zahay taloha dia any @ namana no mitangogo mijery baolina na dia misy tv aza ao an-trano...)
3. rabaradaka ( 16/06/2014 07:16)
toa karazan'ny olona tsy ho lany maire eo ity Hasina ity leretsy a ! lasa mivavaka amin'izany secte judaïsme izany ravilan-doha dia maniraka olona maka vola . Ny mpiasan'ny coimmune urbaine Antananarivo no mitondra ticket haban-tsena io ary dia ticket tsy izy no entin-dry zareo fa dia izao no tenin-dry zareo hoe ny PDS Ny Hasina no maniraka anay fa vola hangonina ho an'ny Fiaongonanay io. Misy porofo daholo izany resaka izany an !
4. vazivazo ( 20/06/2014 11:18)
zah zao ndeh mba hanamboatra ticket dia entiko mitety ireo mpivarotra eny antsena ireo dia mba misy kitapom-bola movoiboitra kely ndray aty sitrany ahay vita ny iray volana, mety mahangona eo amin'ny ohatrinona eo zah ao anatin'ny iray andro rah n fihevernareo azy? sûr mints hoe tsy latsaka ny 3M an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0768