Mba mahafinaritra kosa ny nameloman'i Syril sy melky an'iny hira iny an, fa MISY SOSO-KEVITRA IHANY ty: mba tohizana amin'ny hira hafa ilay tantara dia jerena raha zakan'i Syril ndray i Stéphanie na ahoana ny fandehany, mba hanindriana araka ny voalazany ao anatin'ilay hira teo e