dia lazao hoe i Ravalo sy Rajoelina indray no tao ambadik'ireo bois de rose tany Singapour

1. rabaradaka ( 05/06/2014 04:42)
Mazava ny resaka ry reto a, mila vola ny HVM hanomanana ny eléction communale dia atao ny afera rehetra. De sources très sure, ekipan'ny HVM miampy mafia mpanao bois de rose ao amin'ny assemblée nationale no nandefa ilay bois de rose tratra tany Singapour. Tsy nasiana resaka tao amin'ny conseils des ministres ny 04 jona 2014 mihitsy io satria fantatra ny ao ambadika fa tena naman-dry Hery akaiky ary manahy izahay fa i Hery mihitsy no nandefa an'iny
novalian'i Gasiaho ny 20/06/2014 15:17
2. andrywui ( 05/06/2014 06:52)
Ireo zatra lalandririnina no nanao anreny fa ho fongorina ireny fa aza mataoatra,e . Efa vita rahateo ny fototra zao . Tsy araka daholo ny handrava ny hadalana rehetr teto amn firenena nandritrin'ny 40taona fa atao zay mifanandrify alou . Fa ho rava ihany io réseau io e
3. dodakely1 ( 05/06/2014 10:39)
toa mitovy daholo ihany ny mpanao politika gasy,izay tonga eo dia mifikitra mafy sy manamafy ny toerany ary mameno ny paosiny daholo ,raha izao no mitohy dia soit horavany ny parlemantaire eny tsimbazaza soit ny president no voahongana eo.Tsy hilamina mihitsy ny tany
4. rabaradaka ( 05/06/2014 13:31)
o ry andrywui a, lay fototra ange ka toa hoe efa mangozohozo sahady e, nefa toa hoe vao tsy ela no najoro. Io fototra mangozohozo io no hanararaotan'ireo mpanao politika afera maloto. Miandry an'ity Tale jeneralin'ny BIANCO vaovao ity indray sao mba hahitana rirany
5. ora ( 06/06/2014 09:06)
izay no maha politika ny politika e, HAFETSENA TSY ROA AMAN-TANY no tena ifantohana ao, izay mahazo toerana dia tsy te hahalala ny vahoaka madinika fa ny hampitombo ny azy efa miavosa no tena imasoany, ngah fantany intsony ireo tsy mandady harona nifidy azy, efa firy million ny karama mbola mitetika ny tsy handoa IGR ny depioté, izany hoe ny vahoaka efa tena kinkina indray no tokony handoa ny IGR raha ny heviny, izany ve dia mba rariny, asa raha mba misaina kely izy hoe izy aza mandray ireo volabe milaza fa tsy ampy azy, maika fa ireto mandray vola kely lavitra noho ny azy, dia mba hanahoana ny ho avintsika GASY amin'izay?????
6. Fitokisana ( 06/06/2014 10:54)
ny politika azo avadika ho tsara koa ka. Le hafetsena ilaina foana eo amin'ny sehatra politika
(aleo le hafetsena mba atao tsara !)

Ilay olombelona no tsy mba maka lesona amin'ny tantara teo aloha. President sy ny tariny efa nisy firy izay no tsy maintsy nanao asil tany ivelany nohon'ny fitiavantena??? De mbola hitohy ny tantara ... de ny eo ihany no eo. Mampalahelo le izy zany hoe mila mihatrika foana isika vahoaka na izany aza, tsy maintsy handresy indray andro any ka mety handroso i Madagasikarantsika.

Ny mijery fotsiny sy tsy miinteresser amin'ny politika tsy vahaolana. Aleo aza mandanjalanja de mijery ze mety hampety.

Aleo isika vahoaka mba haka lesona amin'ny adalan'ireto mpitondra ireto. Maninona ra asehotsika fa isika koa anie ka fetsy e... De rehefa hanova President ohatra mila dinihina tsara fa tsy hentimpo be fotsiny de araraotin'ny ireo olona eo amin'ny fitondrana ireo.

Vavaka arahin'asa no tena ilaina!!!


7. endriny ( 07/06/2014 05:48)

andrywui:

Ireo zatra lalandririnina no nanao anreny fa ho fongorina ireny fa aza mataoatra,e . Efa vita rahateo ny fototra zao . Tsy araka daholo ny handrava ny hadalana rehetr teto amn firenena nandritrin'ny 40taona fa atao zay mifanandrify alou . Fa ho rava ihany io réseau io e


Maninona raha tenenina mihintsy hoe efa hatramin'ny taon-jato faha 16 ny piraty no nanondrana ny harena avy eto Mada ka tsy ho vitan'i Hery ao anatin'ny dimy taona ny manarina ny lesoka.

Dia lazao koa hoe: efa zatra naka ny volan'ny treosr izahay, ka sarotra ny tsy haka vola amin'ny bois de rose"
8. Gasiaho ( 20/06/2014 15:17)
Ho an'i Rabaradaka, manao ahoana ianao
Fa inona loatra ny olanao amin'i Hery? SA TEO NO NIALA SY NALANA?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2017