Tena talanjona aho nahita ilay Filoha Koreanina mitanondrika sy miankohoka amin'ireo fiankavian'ny namoy havana

1. endriny ( 19/05/2014 11:20)
Asa rahoviana ny mpitondra sy ny mpitantana andraikitra eto amintsika no mba hanao toa ireny? Rahoviana re no mba hisy mpitondra hiaiky fa diso eto amintsika e? Na mpiandraiki-draharaha hifona amin'ny vahoaka, fa tsy ny vahoaka foana no amavoina toa ireny tany Nosy-be ireny?
2. 5laody ( 20/05/2014 20:09)

endriny:

Asa rahoviana ny mpitondra sy ny mpitantana andraikitra eto amintsika no mba hanao toa ireny? Rahoviana re no mba hisy mpitondra hiaiky fa diso eto amintsika e? Na mpiandraiki-draharaha hifona amin'ny vahoaka, fa tsy ny vahoaka foana no amavoina toa ireny tany Nosy-be ireny?


Rehefa manana fahavalo lehibe tahaka an-dry zareo angamba vao ho taitra(korea avaratra io.)
Ny tokony ho izy :Mpanao politika= miasa ho anao, rehefa hifidy ianao dia tsy tokony hoe mieritreritra hoe iza indray no hihinana fa hoe iza no hiaro ahy syhampandroso ny manodidina ahy.
fa izy ity diamanomboka amin'ny hoe mividy zavatra ianao dia efa "mba hanaovy an'ity patrĂ´ a. ianao no kil le client est roi.
3. endriny ( 23/05/2014 00:13)
Ny fanetren-tenan'ilay mpitondra koreanina tatsimo no nambarako ka. Tsy hisy tany handroso izany raha ny mpitondra lo a
4. Fitokisana ( 04/06/2014 11:05)
Io toetra io die tena tsara angalana tahaka. Saingy nofinofy izany ra jerena amin'ny fivoaran'ny politika malagsy. Ra miteny ny vato de ho toy izany ny Filoha eto Mada.

Ra tena tia tanindrazana ireo ka tsy mivarotra ilay tanintsika de efa ezaka mendrika doka izay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6053