Mamonjy amin'ny fahafatesana ny Tompo

1. toriteny ( 15/04/2014 10:38)
Tsara ry reto ny lohahevitra amin'ito volana aprily ito a. Io angamba no lohaevitra tsara indrindra hatrizay
novalian'i bor2lais ny 15/04/2014 12:44
2. bor2lais ( 15/04/2014 12:01)
Tsy dia azoko loatra (asa na izaho irery) ny tianao ahatongavana fa mba azonao lazaina misimisy ve ? :-)
3. toriteny ( 15/04/2014 12:41)

bor2lais:

Tsy dia azoko loatra (asa na izaho irery) ny tianao ahatongavana fa mba azonao lazaina misimisy ve ? :-)


Loahevitra banjinin'ny ny Fiangonana FJKM amin'ito volana Avril ito io. Miompana amin'io daholo ny toriteny amin'ito volana ito sy ny amin'ito herinandro masina ito. Fa tsara ilay lohahevitra satria fiainana be mitsy no zarainy, mampifoha olona raha tena minia mandray ny olona.
4. bor2lais ( 15/04/2014 12:44)
Misaotra anao fa izay vao azoko ! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0529